Sat Mar 07 2020 17:36:06 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:36:06 +03:00
commit 152264e65c
99 changed files with 212 additions and 12 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 ty gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry an'Azy hagnaboahagny andreo mpanompony gne raha tsy maintsy hiboaky. Nampafantariny izany tame gn'alalan'e fandefasagny gn'anjeliny ho an'i Jaona mpanompony . \v 2 Jaona da nagnamarigny gne mom an'e zakan'Andriamanitry izy am'ireo fijoroagny vavolombelogny mahakasiky an'i Jesosy Kristy, izy am'ireo raha hitany agnaby.\v 3 sambatry izy izay mamaky ame feo ambony, sady izay miteno gne zakan'izany faminaniagny izany, da izay mitandrigny gne voasoratry ao amin'azy, sartia efa marìny e fotoagny.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Jaona negnam'e fiangonagny fito tagny Asia: ho aminareo anie Gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy ame gn' am'izao fotoagny izao, izy ame taloha, sady ho avy, da avy am'ireo fagnahy fito izay eo agnatrehan'e seza fiandrianany,\v 5 sady avy am'i Jesosy Kristy, izay vavolombelogny marigny, vakirandro ame maty, sady lehiben'e mpanjakan'ny tany. Ho an'e tia antsika sady nagnafaky antsika tam'ireo fahotantsika tam'e ràny-\v 6 Izy da hagnano antsika ho fanjakagny, mpisorogny ho an'Andriamaniny izy ame Rainy - ho an'Azy anie gne voninahitry izy ame fahefagny mandrakizay doria. Amena.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Indro, avy and rahogny Izy; da gne maso agnaby hahaita an'Azy, ndre da ireo nandefogny an'Azy azaky. Gne firenegny ambonin'e tany hitomagny an'Azy agnaby. Eka,Amena.\v 8 Iao gne Alfa izy ame Omega, " hoy gne Tompo Andriamanitry, " Gne am'izao fotoagny izao, izy ame taloha sady ho avy, da gne Tsitoha."(fagnamarihagny: gne dikan-teny hafataloha da mivaky akô izao:"Iao gne Alfa izy ame Omega, gne fiandohagny izy and fiafaragny," hoy gne Tompo Andriamanitry

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Iao, Jaona- rahalànareo izy ame raiky izay nizara taminareo tao agnatin'e fifaliagny izy ame fanjakagny sady gne faharetagny ao am'i Jesosy Kristy - da tao ame nosy amin'ny hoe Patmo nohon'e zakan'Andriamanitry izy and fijoroagny vavolombelogny gne mahakasiky an'i Jesosy.\v 10 Iao da notarihin'e Fagnahy tame andron'e Tompo. Naharegny feo mafy be akô gne trompetra t'afarako iao.\v 11 Nagnano an'izany hoe : "Soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangonagny fito - ho an'Efesosy,Smyrna,Pergamosy,Tyatira,Sardisy,Filadelfia, da i Laodikia."

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nagnetg gne magnodidigny iao niatady hoe feon'ia gne nizaka taminà, da refa nitodiky iao da nahita fagnamboaragny jiro volamena fito.\v 13 Da t'ategnategnan'e fagnamboaragny jiro nisy raiky akô gne Zanak'olo, nitafy akanjo lava robo hatram'e tombokiny, da hetry volamena magnodidigny gne tratrany

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne lohany izy ame volony da fotsy akô gne volon'e ondry - fotsy akô gne rano mandry, sady gne masony akô gne lelan'afo.\v 15 Gne tombokiny mangilatry akô gne varahigny, akô gne varahigny voadio tame lafôro, da gne feony akô gne feon'e rano be mikoriagny.\v 16 Sady nanagny kintagny fito tegny an-tagnany ankavanagny Izy, da sabatry roy lela marangitry nijotso avy ame vavany. Gne tarehiny da mazava akô gne masoandro refa midorehitry.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Refa nahita an'Azy iao, da lavo tame tombokiny akô olo maty. Nikasiky anà tame tagnany ankavanagny Izy ka nagnano hoe: "Aza matahotra. Iao gne voalohany izy ame farany,\v 18 sady gne raiky izay velogny. Efa maty Iao, fa indro, velogny mandrakizay! Ary Iao managny gne lakilen'e fahafatesagny izy ame fiaigna tsy hita.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Noho izany soraty izay hitanao, izay amizao fotoagny izao, izy ame hiboaky afaran'izao. \v 20 Akô gne raha mifiny mahakasiky ireo kintagny fito izay hitanao tegny an-tagnan-kavanako, izy am'ireo fagnamboaragny jiro volamena fito : "Gne kintagny fito da ireo anjelin'e fiangonagny fito, da gne fagnamboaragny jiro fito da ireo fiangonagny fito."

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 1

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Sardisy hoe:'Izao gne zakan'e mitagny gne fagnahy fiton'Andriamanitry izy am'ireo kintagny fito. " Fantako gne nanìnao. Malaza ho velogny anao, nefa anao maty. \v 2 Mifohaza da hatanjaho gne sisa, f'efa ho faty, satria tsy hitako tanteraky gne asanao eo agnatrehan'Andriamanitriko.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tadidio, noho izany, izay noraisinareo izy ame regninareo. Ankatoavy izany, da mibebeha. Fa raha tsy mifoha anareo, da ho avy akô gne mpangalatry Iao, sady tsy ho fantatrareo gne lera hiaviako aminareo.\v 4 fa misy agnaran'olo vitsivitsy agny Sardisy izay tsy nandoto gn'ankanjondreo. Handeha hiaraka aminà indreo, miakanjo fotsy, satria mendriky.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Gne raiky izay maharesy da ho ampiakanjoigny fotsy, sady tsy hamafa gn'agnarany ao ame bokin'e Fiainagny mihitsy Iao, sady hizaka gn'agnarany eo agnatrehan'e Raiko, izy am'ireo anjeliny.\v 6 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'e Fagnahy ame fiangonagny.""

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 "Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Filadelfia hoe: 'Izao gne zakan'e raiky izay masigny izy ame marigny_ izy gne mitagny gne lakilen'i Davida, izy gne mamoha da tsisy ndre ia ndre ia magnidy, izy gne magnidy da tsisy ndre ia ndre ia afaky mamoha. Fantako gne vitanareo. Indro, nasiako varangaragny mivoha gn'alohanareo izay tsy afaky hidin'ia ndre ia. \v 8 fantako fa managny hery kely anareo , ka nankatò gne zakako sady tsy nandà gn'agnarako.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Indro, ireo izay an'ny synagogan'i Satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo nefa ts'izy akory; fa mivandy indreo. haniko tonga ka handongaliky ame tombokao indreo, sady ho avy indreo mba ahafantatry fa nitia anao Aho.\v 10 Satria efa nitandrigny gne didiko tame faharetagny anareo, da hiaro anareo ame andro fitsapagny izay efa ho avy am'izao tontolo agnaby izao avakoa Iao, mba hitsapa ireo izay miaigny eo ambonin'e tany. \v 11 Ho avy tsy ho ela Iao. Tano mafy gne hanagnanao mba tsy hisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Aniko andry eo ame tempolin'Andriamanitro izay mandresy, sady tsy hiala eo mihitsy izy. ho soratako eo amin'azy gn'agnaran'Andriamanitriko, gne agnaran'e tanagnin'Andriamanitriko (gne Jerosalema vaovao, izay midigny avy agny an-dagnitry avy ame Andriamanitriko), izy ame agnarako vaovao. \v 13 Aoka izay managny tadigny hiteno izay zakain'e Fagnahy am'ireo fiangonagny.""

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 "Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Laodikia hoe: "Izao gne zakan'e Amena, gne vavolombelogy mahatoky sady marigny, gne mpanapaky gne zava-boaarin'Andriamanitry.\v 15 "fantako izay nataonareo, sady mangatsiaka anareo, sady tsy mafana. mMagniry Iao mba ho mangatsiaky na mafana anareo!\v 16 Noho izany, satria ianareo matiamaty sady tsy mafana no tsy magatsiaky _ d'efa haloan'e vavako anareo

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa hoy anareo hoe: 'Manan-karegny iao, nanagny fitaovagny maro , ka tsy mila ndre ino ndre ino.' saingy tsy fantatrareo fa anareo gne tena ory, mampalahelo, mahantra , jamba sady mikojy.\v 18 Tenomy gne torohevitriko: Mividiana volamena voadio tame afo aminà mba ho lasa mpanan-karegny anareo, da akanjo fotsy manjopiaky mba ho afaky mampitafy gne tegnanareo anareo ka tsy ampiboaky gne hegnatrin'e fikojianareo, sady hagnosotry gne masonareo mba hahitanareo.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ampiofagniko gne tsiraidraiky aby izay tiako, sady hampianariko andreo gne fomba tokony hiaignandreo. Noho izany, mazotoa da mibebaha.\v 20 Indro mitsangagny eto ambarangaragny Iaho da mandondogny. Raha misy maharegny gne feoko ka mamoha gne varangara, da ho avy an-dragnony Iao ka hihinagny miaraka amin'azy, sady izy miaraka aminà.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Gne raiky izay mandresy , homeko an'azy gne zo hipetraky miaraky aminà eo ame seza fiandrianako , akô gne nandreseko koa ka nipetrahako niaraky tame Raiko teo ame seza fiandrianany.\v 22 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'e Fagnahy ame fiangonagny.""

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 1 Tafaran'zany raha zany da nagnety iao, sady nahita varavaragny raiky nivoha tegny ame lagnitry. Nisy feo voalohany zay regniko da niresaky taminah akô gne trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, da tsy mentsy abôkako anao zay tsy mentsy hitranga afaran'ireo raha ireo." \v 2 Nisy fotoagny iao voatariky gne Fanahy, sady nahita fa nisy seza fiandrianagny nipetraky tambonin'zany. \v 3 E raiky zay nipetraky teo amboniny dia mendrlky akô gne jaspa da karneola. Nisy avagny nanodidigny gne seza fiandrianagny. E avagny da mendriky akô gne emeraoda.
<<<<<<< HEAD
\v 1 Tafaran'zany raha zany da nagnety iao, sady nahita varavaragny raiky nivoha tegny ame lagnitry. Nisy feo voalohany zay regniko da niresaky taminah akô gne trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, da tsy mentsy abôkako anao zay tsy mentsy hitranga afaran'ireo raha ireo." \v 2 Nisy fotoagny iao voatariky gne Fanahy, sady nahita fa nisy seza fiandrianagny nipetraky tambonin'zany. \v 3 E raiky zay nipetraky teo amboniny dia mendrlky akô gne jaspa da karneola. Nisy avagny nanodidigny gne seza fiandrianagny. E avagny da mendriky akô gne emeraoda.
=======
\v 1 Tafaran'izany raha izany da nagnety iao, da nahita varangaragny raiky nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay regniko da nizaka tamina akô gne trompetra, nagnano hoe: "Miakara etiky, da hasehoko anao izay tsy maintsy hiboaky afaran'ireo raha ireo.\v 2 Nisy fotoagny iao voatariky gne fagnahy, da nahita fa nisy seza fiandrianagny nipetraky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky tambonin'izany.\v 3 Gne raiky izay nidoboky teo amboniny da akô gne jaspa izy ame karneola gne tarehiny. Nisy avagny nagnodidigny gne seza fiandrianagny. Gne avagny da akô gne emeraoda.
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 4 Nisy seza fiandrianagny efatry amby roapolo nagnodidigny e seza fiandrianagny, da lohologny efatry amby roapolo no nipetraky tambon'e seza fiandrianagny, nagnano akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. \v 5 Avy tame seza fiandrianagny gne nisy tsela-pahazavagny, kotrroky, da varatry.Nisy jiro nirehitry teo alohan'e seza fiandrianagny, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitry.
<<<<<<< HEAD
\v 4 Nisy seza fiandrianagny efatry amby roapolo nagnodidigny e seza fiandrianagny, da lohologny efatry amby roapolo no nipetraky tambon'e seza fiandrianagny, nagnano akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. \v 5 Avy tame seza fiandrianagny gne nisy tsela-pahazavagny, kotrroky, da varatry.Nisy jiro nirehitry teo alohan'e seza fiandrianagny, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitry.
=======
\v 4 Nisy seza fiandrianagny efatry amby roapolo nagnodidigny an'igny seza fiandrianagny igny, da lohologny efatry amby roapolo gne nidoboky teo ambonin'ireo seza fiandrianagny, niakanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo.\v 5 Avy tamign'eseza fiandrianagny gne nisy tsela-pahazavagny, kotroky, sady kotro-baratry. Nisy jiro fito nirehitry teo alohan'e seza fiandrianagny, jiro izay fagnahy fiton'Andriamanitry
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 6 Talohan'e seza fiandrianagny da nisy ranomasigny fitaratra, akô gne kristaly. ireo raha managn'aigny efatry da tategnantegnan'e seza fiandrianagny sy nanodidigny an'izany, feno maso, talohany da tan-damosiny.
<<<<<<< HEAD
\v 6 Talohan'e seza fiandrianagny da nisy ranomasigny fitaratra, akô gne kristaly. ireo raha managn'aigny efatry da tategnantegnan'e seza fiandrianagny sy nanodidigny an'izany, feno maso, talohany da tan-damosiny.
=======
\v 6 Talohan'e seza fiandrianagny da nisy ranomasigny fitaratry, akô gne kristaly. Ireo raha-managn'aigny efatry da teo antegnategnan'e seza fiandrianagny izy ame nagnodidigny an'izany, feno maso gn'alohany izy amegn'andamosiny.
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 7 E raha managn'aigny voalohany da akô gne liona, e raha managn'aigny faharoa akô gne zanak'aomby, e raha managn'aigny fahatelo da mendriky ologny, da e raha managn'aigny fahaefatry akô gne voro-mahery magnembogny.\v 8 Ireo raha managn'aigny efatry da samy managny elatry enina aby, feno masogne ambony sy gne ambany. Mandraigny sy aligny indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: "Masina, masina, masina e Tompo Andriamanitry tsitoha zay nisy sy misy sady mbola ho avy."
<<<<<<< HEAD
\v 7 E raha managn'aigny voalohany da akô gne liona, e raha managn'aigny faharoa akô gne zanak'aomby, e raha managn'aigny fahatelo da mendriky ologny, da e raha managn'aigny fahaefatry akô gne voro-mahery magnembogny.\v 8 Ireo raha managn'aigny efatry da samy managny elatry enina aby, feno masogne ambony sy gne ambany. Mandraigny sy aligny indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: "Masina, masina, masina e Tompo Andriamanitry tsitoha zay nisy sy misy sady mbola ho avy."
=======
\v 7 Gne raha-managn'aigny voalohany da ako gne liogny, gne raha-managn'aigny faharoa akô gne zanak'aomby, gne raha-managn'aigny fahatelo da akô olo gne tarehiny, da gne raha-managn'aigny fahaefatry akô gne voro-mahery magnembogny. \v 8 Ireo zava-managn'aigny efatry da samy managny elatry enina agnaby, feno maso gne ambony izy ame gn'ambany. Atoandro izy ame aligny indreo da tsy mijanogny mizaka hoe : " Masigny, masigny, masigny gne Tompo Andriamanitry Tsitoha izay nisy, misy, sady mbola ho avy."
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 9 Ndre ovia ndre ovia e raha managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, da fisaoragny an'e raiky zay mipetraky eo ame seza fiandrianagny, e raiky zay velogny mandrakizay doria,\v 10 e lohologny efatry ambin' e roapolo da nampiankohoka gne tagnany indreo eo alohan' e raiky zay mipetraky ame seza fiandrianagny. Miankohoka eo ame raiky zay velogny mandrakizay doria indreo, da nanipy gne satro-boninahiry indreo t' alohan' e seza fiandrianagny, mizaka hoe: \v 11 "Mendriky anao , ry Tomponay sy Andriamanitray, handray gne voninahitry da gne laza da gne hery . Fa anao gne namorogny gne raha rehetra, sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady nohariagny."
<<<<<<< HEAD
\v 9 Ndre ovia ndre ovia e raha managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, da fisaoragny an'e raiky zay mipetraky eo ame seza fiandrianagny, e raiky zay velogny mandrakizay doria,\v 10 e lohologny efatry ambin' e roapolo da nampiankohoka gne tagnany indreo eo alohan' e raiky zay mipetraky ame seza fiandrianagny. Miankohoka eo ame raiky zay velogny mandrakizay doria indreo, da nanipy gne satro-boninahiry indreo t' alohan' e seza fiandrianagny, mizaka hoe: \v 11 "Mendriky anao , ry Tomponay sy Andriamanitray, handray gne voninahitry da gne laza da gne hery . Fa anao gne namorogny gne raha rehetra, sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady nohariagny."
=======
\v 9 Ndre ovia ndre ovia ireo raha-managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, sady fisaoragny an'e raiky midoboky eo ame seza fiandrianagny, gne raiky izay velogny mandrakizay doria,\v 10 ireo lohologny efatry amby roapolo da nampandongaliky gne tegnandreo eo alohan'e raiky izay midoboky eo ame seza fiandrianagny. Mandongaliky eo ame raiky izay velogny mandrakizay doria indreo, sady nanipy gne satro-boninahitrindreo teo alohan'e seza fiandrianagny, mizaka hoe:\v 11 ''mendriky anao, ry Tomponay izy ame Andiamanitray, handray gne voninahitry izy ame laza sady gne hery. Fa Anao gne namorogny gne raha agnaby ,sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady noharigny."
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Refa nanokatry gne raiky tam'ireo tombo-kase fito gne Zanak'ondry da nagnety iao, sady naharegny gne raiky tam'ireo raha-managn'aigny efatry tame feo akô gne kotroky iao nizaka hoe: "Avia!\v 2 Nagnety iao da nisy soavaly fotsy teo. gne mpitikigny an'izany da nitagny tsipìka, sady nomegny satro-boninahitry izy. Nivoaky akô gne mpandresy izy mba handresy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Refa nanokatry gne tombo-kase faharoy gne Zanak'ondry, da naharegny gne raha-managn'aigny faharoy iao nizaka hoe: "Avia!" \v 4 Da nisy soavaly hafa nivoaky- mirehitry mena. Gne mpitikigny an'izany gne nomegny alalagny hangala gne fiadanagny ame tany, mba hifamono gn'olony. Io mpitikigny io da nomegny sabatry zakabe.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Refa nanokatry gne tombo-kase fahatelo gne Zanak'ondry, da naharegny gne raha-managn'aigny fahatelo iao nizaka hoe: "Avia!" Nahita soavaly mity iao, da gne mpitikigny an'izany da nitagny mizàna tegny an-tagnany.\v 6 Naharegny akô gne feo tame raha-managn'aigny efatry iao nizaka hoe: "Gne vary fenon'e fagnaranam-bary ho an'e denaria raiky, da gne hordea in-telon'e fagnaranam-bary ho an'e denaria raiky. Fa ka manimba gne menaky izy ame divay."

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Refa nanokatry gne tombo-kase fahaefatry gne zanak'ondry, da naharegny feon'e raha-managn'aigny fahaefatry iao nizaka hoe:"Avia!\v 8 Da nahita soavaly mahia iao. Gne mpitikigny an'izany da nantsoigny hoe Fahafatesagny, sady gne kobory da nagnaraky an'azy. Nomegny fahefagny ame ampaha-efatry gne tany indreo, mba hamono ame sabatry, mosary izy ame aretigny, da am'ireo bibidian'e tany.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Refa nanokatry gne tombo-kase fahadimy gne zanak'ondry, da hitako t'ambanin'e alitara ireo fagnahin'ireo izay novonoigny nohon'e zakan'Andriamanitry izy ame fijoroagny vavolombelogny izay notanandreo.\v 10 Nitoreo tame feo mafy indreo hoe: "Mandra-pahovia, ry mpanapaky ambonin'e raha agnaby, masigny sady marigny, gne hitsaranao ireo izay miaigny eto an-tany, izy ame hamalianao faty gne rànay? \v 11 Da nomegny ankanjo lava gne tsiraidraiky aby tamindreo, sady nozakaigny indreo fa tokony handigny tselatsela mandra-pazahoagny gne isa fenon'ireo mpiara-manompondreo da gne rahalà izy ame anakavindreo izay tokony hovonoigny indreo, akô gne namonoagny andreo.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Refa nanokatry gne tombo-kase fahaenina gne Zanak'ondry, da nagnety iao ka nisy horohoron-tany zakabe. Lasa mity akô gne lamba fisaonagny gne masoandro, sady gne volagny boribory da lasa akô gne rà. \v 13 Gne kintagny tegny ame lagnitry da nilatsaky tety an-tany, akô gne aviavy magnitsagny gne isikiny manta refa ahetsik'e rivotry mafy. \v 14 Gne lagnitry da nanjavogny akô gne taratasy izay naorongorogny. Gne vohitry izy ame nosy agnaby da nesorigny tame toerany.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Avy eo gne mpanjakan'e tany izy ame olo manan-danja, izy am'ireo jeneraly, gne mpanakaregny, gne mahery, sady gne hafa agnaby, andevo izy ame afaky, nifiny tagnatin'e lava-bato da tam'ireo vatolampin'e vohitry.\v 16 Nizaka tam'ireo vohitry izy am'ireo vatolampy indreo hoe: "mitolà aminay! afinio ame tarehan'e raiky izay midoboky eo ame seza fiandrianagny izy ame fahavigniran'e Zanak'ondry iay.\v 17 Fa avy gne andro zakaben'e fahavignirandreo. Ia gne hahavita hiaritry?

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsangagny teo ame zoro tany efatry iao, nanohitry mafy gne rivotry efatrin'e tany, mba tsy hisy rivotry hitsioky ame tany, ame ranomasigny, na hifanohitry ame kakazo agnaby.\v 2 Nahita anjely hafa iao niakatry avy tagny antsignanagny, izay nanagny gne tombo-kasen'Andriamanitry velogny. Nitabataba tame feo mafy tamireo anjely efatry izay nahazo alalagny hanimba gne tany izy ame ranomasigny izy hoe:\v 3 "Ka simbagny gne tany, gne ranomasigny na gne kakazo mandra-pagnisiantsika gne tombo-kase eo ame handrignin'ireo mpanompon'Andriamanintsika."

1
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Naharegny gne isan'ireo izay voatombo-kase iao: 144,000, gne voatombo-kase avy tame fokon'e olon'israely agnaby:\v 5 Roa arivo sy ray aligny gne voatombo-kase avy tame fokon'i Joda, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Robena, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Gada,\v 6 roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Asera, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Naftaly, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Manase.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Simeona, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Levy, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Isakara,\v 8 roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Zebolona, roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Josefa da roa arivo sy ray aligny avy tame fokon'i Benjamina gne voatombo-kase.

1
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tafaran'ireo raha ireo da nagnety iao, da nisy olo maro be izay tsy tambo isaigny---avy tame firenegny, foko, olo, sady fizakagny samby hafa--- nitsangagny teo aloan'e seza fiandrianagny izy ame Zanak'ondry. nagnano ankanjo lava fotsy sady nitagny sampan-drafia tegny ame tagnandreo,\v 10 da nangaiky mafy tame feo mahery indreo nagnano hoe: "Gne famonjegny da an'ANdriamanintsika izay midoboky eo ambonin'e seza fiandrianagny, sady an'e Zanak'ondry!"

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gn'anjely agnaby nitsangagny magnodidigny gne seza fiandrianagny da magnodidigny gne lohologny izy ame raha-managn'aigny efatry, sady indreo da nampiakohoky gne tarehandreo teo alohan'e seza fiandrianagny. Nivavaky tamin'Andriamanitry indreo\v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitry,fahendregny, fisaoragny, fahefagny, da gne hery anie ho an'Andriamanintsika mandrakizay doria Amena!"

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avy eo gne raiky tame lohologny nagnotany anà hoe: "Ia ireo, mitafy akanjolava fotsy, sady avy aia indreo?" \v 14 Hoy iao tamin'azy: "Tompoko, Anao gne mahafantatry," da hoy izy taminà: "Ireo gne hivoaky avy ame fahoriagny zakabe. Nosasandreo gne akanjolavany sady nofotsigny tame ran'e Zanak'ondry.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Noho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitry indreo, sady mivavaky amin'Azy ndre atoandro ndre aligny ao ame tempoliny. Gne raiky izay nidoboky teo ame seza fiandrianagny da hamelatry gne lainy amindreo.\v 16 Tsy ho mosaregny sanaky indreo, na ho makan'e rano indraiky. Tsy hamely an'azy gne masoandro na gne hafanagny mandoro. \v 17 Fa gne zanak'ondry eo antegnategnan'e seza fiandrianagny gne ho mpiandry andreo da hitari-dalagny andreo agny ame loharanon'e ranovelogny, sady hofafan'Andriamanitry gne ranomaso ame masondreo agnaby."

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Refa novahan'e Zanak'ondry gne tombo-kase fahafito, da nisy fahanginagny tagny an-dagnitry teo ame asasa-dera teo.\v 2 Avy eo da hitako ireo anjely fito izay nitsangagny teo alohan'Andriamanitry , sady nomegny trompetra fito indreo.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nisy anjely hafa avy, nitagny lasety volamena fandoroagny ditin-kazo magnitry, nitsangagny t'ambonin'e alitara. Ditin-kazo magnitry maro gne nomegny an'azy mba hagnomezany an'izany izy ame vavak'e mpino agnaby eo ambonin'e alitara volamena fandoroagny ditin-kazo magnitry eo alohan'e sezam-boninahitry. \v 4 Gne tesikin'e ditin-kazo magnitry, izy ame vavak'ireo mpino, da niakatry teo alohan'Andriamanitry avy ame tagnan'e anjely.\v 5 Nangala gne lasety fandoroagny ditin-kazo magnitry gne anjely sady nameno izany tame afo avy eo ame alitara. avy eo natsipiny tame tany izany, da nisy kotro-baratry, kotroky, tselatry, sady horohoron-tany.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne anjely fito izay nanagny gne trompetra fito da niomagny hitsioky an'izany.\v 7 Nitsioky gne trompetrany gn'anjely voalohany, sady nisy havandra izy ame afo mifangaro rà. Natsipy tety an-tany izany mba ho may gne ampahatelon'izany, may gne ampahatelon'e kakazo, da may agnaby gne ahitry. (Fagnamarihagny: Gne sasany am'ireo dikan-teny taloha da mangala gne: "mba ho may gne ampahatelon'izany.")

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 itsioky gne trompetrany gne anjely faharoy, da nisy raha akô gne vohitry zakabe nirehitr'afo natsipy tagny an-dranomasigny. Lasa rà gne ampahatelon'e ranomasigny, \v 9 maty gne ampahatelon'e raha-managn'aigny tao an-dranomasigny, sady rava gne ampahatelon'e sambo.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nitsioky gne trompetra gne anjely fahatelo, da nisy kintagny zakabe nilatsaky avy agny an-dagnitry, mirehitry akô gne fagnilo tame ampahatelon'e ony izy ame loharano.\v 11 Raha-mafaitry gn'agnaran'igny kintagny igny. Lasa nafaitry gne ampahatelon'e rano, sady olo maro gne maty tame rano lasa nafaitry.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nitsioky gne trompetra gne anjely faha-efatry, da niova gne ampahatelon'e masoandro, akô gne ampahatelon'e volagny izy ame ampahatelon'e kintagny. noho izany da lasa mity gne ampahatelondreo; tsy nisy hazavagny gne ampahatelon'e atoandro izy ame ampahatelon'e aligny.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nagnety iao, da naharegny voro-mahery izay nagnembogny tegny entegnategnan'e lagnitry, nangaiky tame feo mafy hoe: '''Loza, loza, loza, ho an'e mipetraky egny ame tany nohon'e feona trompetra sisa izay efa ho tsofin'ireo anjely telo."

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy eo iao da nahita anjely mahery hafa nidigny avy agny an-dagnitry. T'agnatin'e rahogny izy, sady nisy avagny teo ambonin'e lohany. gne tarehiny da akô gne masoandro da gne tombokiny da akô gne andry afo.\v 2 Mitagny takelaky taratasy kidy mivelatry ame tagnany izy, sady mametraky gne tombokiny ankavana ame ranomasigny izy ame tombokiny ankavia ame tany.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Avy eo izy da naresaky tame feo mafy akô gne fitrerognin'e liogny. Refa naresaky izy, da nikotroky mafy tame feony gne kotroky fito.\v 4 Refa nikotroky gne kotroky fito, da efa saiky hanoratry iao, fa naharegny feo avy agny an-dagnitry iao nizaka hoe: "Tano ho tsambaratelo izay nozakain'e kotroky fito. k'aza soratagny izany."

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Avy eo gne anjely hitako nitsangagny teo ambony ranomasigny izy ame tany, nagnakatry gne tagnany ankavana tagny an-dagnitry. \v 6 Izy nitangegny tame raiky izay velogny mandrakizay doria, izay namorogny gne lagnitry izy ame raha agnatiny, gne tany izy ame raha agnatin'izany, sady gne ranomasigny izy ame raha agnatin'izany, sady gne anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fandignasagny koa.\v 7 Fa ame gn'andro raiky refa hampagneno gne trompetrany gne anjely fahafito, da ho tanteraky gne misterin'Andriamanitry, akô gne nagnambarany tamireo mpaminanany mpanompony. "

1
10/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne feo izay regniko avy agny an-dagnitry nizaka taminà indraiky hoe: "Mandehana alay gne takelaky taratasy mivelatry izay egny an-tagnan'e anjely mitsangagny eo ambonin'e ranomasigny izy ame tany." \v 9 Avy eo da lasa negna ame anjely iao sady nizaka tamin'azy mba hagnome anà gne takelaky taratasy kidy. Hoy izy taminà: "Raiso gne takelaky taratasy da hano izany hampafaitry gn'ao ame trokinao izany, fa eo ame vavanao da ho mamy akô gne titely izany. "

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nalaiko tame tagnan'e anjely gne takelaky taratasy kidy da nohaniko izany. Mamy akô gne titely tao ame vavako izany, fa tafaran'e nihinanako da lasa nafaitry gne tao ame trokiko. \v 11 Avy eo nisy olo raiky nizaka taminà hoe: "tsy maintsy maminagny indraiky anao mahakasiky an'ireo olo maro, ireo firenegny, da ireo mpanjaka."

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 nomegny volotara mba ampiasaigny ako gne angira iao. Nozakaigny tamina hoe: "Mitsangana da refeso gne fiangonan'Andriamanitry izy ame alitara, da gne mivavaky ao koa.\v 2 Fa k'aza refesigny gne bazagny eo ambadik'e fiangonagny, fa nomegny an'e jentilisa izany. Hagnitsaky gne tanagny masigny mandritry gne roy amby efapolo volagny indreo.

1
11/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Homeko gne vavolombeloko roy gne fahefagny haminagny mandritry gne 1,260 andro, nitafy lamba fisaonagny.\v 4 "Ireo vavolombelogny ireo da kakazon'oliva roy izy ame fipetran-jiro roy izay nitsangagny t'agnatrehan'e Tompon'e tany.\v 5 Raha misy olo mifidy handratry andreo da mivoaky afo gne vavandreo ka hihinagny gne fahavalondreo. Ndre ia ndre ia magniry gne handratry andreo da tsy maintsy hovonoigny amizany fomba izany.

1
11/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne vavolombelogny da managny fahefagny hagnidy gne lagnitry mba tsy hilatsahan'e oragn'andro mandritry gne andro haminaniandreo. Manam-pahefagny indreo hagnova gne rano ho ra sady hamely gne tany ame karazana loza maro ndre ovia ndre ovia gn'agniriandreo an'izany. \v 7 Refa ho vita gne fijoroandreo vavolombelogny, da miakatry avy agny agnaty lavaky tsy hita farany gne bibidi hiady amindreo. Handresy andreo izy sady hamono andreo.

1
11/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Hiampatry egny ame lalan'e tanambe gne fatindreo (izay antsoigny avakoa hoe Sodoma izy ame Egypta) izay namantsiagny gne Tompondreo. \v 9 Hagnety gne fatindreo mandritry gne telo andro sy tapany gn'olo, gne foko, fizakagny, da gne firenegny agnaby. Tsy ho avelandreo apetraky ao an-kobory ireo

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ireo izay miaigny eo ambonin'e tany da hifaly amindreo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezagny mihitsy aza indreo satria nampijaly gne miaigny ambonin'e tany ireo mpaminany roy ireo. \v 11 Fa afaky telo andro sy tapany da hiditry ao amindreo gne fofon'aigny avy amin'Andriamanitry, da hitsangagny ame tombokiny indreo. Hilatsaky am'ireo izay mahita an'azy ireo gne tahotry zakabe. \v 12 Avy eo da haharegny feo mahery avy agny an-dagnitryindreo mizaka an'azy hoe: "miakara eto!" Avy eo da hiakatry ho agny an-dagnitry ao agnaty rahogny indreo, raha mbola magnety tany gne fahavalondreo.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 am'izany lera izany da hisy horohorontany mafy, da hirodagny gne ampahafolon'e tanagny. Fito arivo gn'olo ho fatyame horohorontany, sady hataotry gn'olo sisa tsy maty da hagnome voninahitry an'Andriamanitrin'e lagnitry. \v 14 Lasa gne loza faharoy. Indro! avy malaky koa gne loza fahatelo.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Avy eo da nampagneno gne trompetra gne anjely fahafito, da nisy feo mafy nizaka tagny an-dagnitry nagnano hoe: "Ho lasa fanjakan'e Tompontsika izy ame Kristiny gne fanjakan'izao tontolo izao. Izy gne hanjaka mandrakizay doria."

1
11/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Avy eo ireo lohologny efatry amby roapolo izay nidoboky teo ame seza fiandrianandreo teo agnatrehan'Andriamanitry da nampiankohoky gne tegnandreo. Nankalaza an'Andriamanitry indreo. \v 17 Hoy indreo: "Magnome fisaoragny Anao iay, ry Tompo Andriamanitry Tsitoha, gne amizao fotoagny izao izy ame taloha, satria nangala gne herinao zakabe anao sady nanomboky nanjaka. (Fagnamarihagny: Gne sasany am'ireo dikan-teny taloha da mivaky hoe: Gne mpanapaky gne raha agnaby, gne am'izao fotoagny izao izy ame taloha, da gne ho avy, fa gne dikan-teny am'izao fotoagny izao tsy ako izany.)

1
11/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 vignitry be gne firenegny, f'izy tonga gne havigniranao. Avy gne fotoagny hitsaragny gne maty sy hamalianao tsara gne mpaminany mpanomponao, gne mpino, sy gne nataotry gne agnaranao, na gne tsy manan-danja na gne mahery. Tonga gne fotoa handringananao gne manimba gne tany."

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy eo da nisokatry gne fiangonan'Atra ta an-dagnitry da hita gne fiaran'ny fanekena agnatign'e fiangonagny. Nisy tselatre fahazavagny , varatry , herikandro , da avandra zakabe tao.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Naharegny feo mafy nangaiky avy tao am-pengonagny iao sady nizaka tame anjely fito hoe: "Mandehana da araray ame tany gne lasety fito feno gn'avigniran'Andriamanitry.

1
16/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Lasa gne anjely voalohany da nandraraky gne tame lasetiny tame tany; ratry ratsy sady marary gne nahazo gn'olo izay nanagny gne marikin'e bibi-dì, ireo izay nankalaza gne sariny.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Gne anjely faharoy nandraraky gne tame lasetiny tame ranomasigny. Nanjary rà izany, akô gne ràn'olo maty, sady maty agnaby gne raha-managn'aigny tame ranomasigny.

1
16/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Gne anjely fahatelo nandraraky gne tame lasetiny tamireo ony izy ame loharano, da lasa rà ireo.\v 5 Regniko gne anjelin'e rano magnano hoe: "Marina Anao_ ry amizao fotoagny izao izy ame taloha, gne raiky masigny_ satria efa nitsara ireo raha ireo Anao. (Fagnamarihagny:gne atontan-taratasy sasany taloha da mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_ry amizao fotoagny izao izy ame taloha sady gne ho avy, satria efa nitsara ireo raha ireo Anao.")\v 6 Satria gne ràn'ireo mpino izy ame mpaminany gne nalatsakindreo da nomenao rà hondranomigny indreo; izany gne fanaoky andreo." \v 7 Regniko gne alitara namaly hoe: "Eka, Tompo Andriamanitry zakabe, gne fitsaranao da marigny sady mahitsy."

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne anjely fahaefatry nandraraky gne tame lasetiny tame masoandro, sady nahazo alalagny handoro gne olo ame afo izany.\v 9 Main'e hafanagny be indreo, da nizaka ratsy gn'agnaran'Andriamanitry, izay managny gne fahefagny am'iregny loza iregny. Tsy nibebaky indreo na nagnome voninahitra an'Azy.

1
16/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Avy eo gne anjely fahadimy nandraraky gne tame lasetiny tame seza fiandrianan'e bibi-dì, sady nandrakotry gne fanjakany gne hizigny. nihota gne lelany indreo nohon'e fahoriagny. \v 11 Nizaka ratsy gne Andrimanitrin'e lagnitry indreo nohon'e fahoriagny izy ame ratrindreo, sady mbola nandà gne hibebaky am'izay vitandreo avao indreo.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gne anjely faha-enina nandraraky gne tame lasetiny tame ony zakabe, i Eofrata. Noritagny izany mba hagnomanagny gne lalagny ho an'e mpanjaka izay ho avy agny antsignanagny. \v 13 Nahita fagnahy maloto telo iao izay akô boketra mivoaky avy agny am-bavan'e bibi-dì, sady avy ame vavan'e mpaminany sandoky. \v 14 Fa fagnahin'e demonia magnano famataragny mahagaga izy ireo. negn'agny ame mpanjakan'izao tontolo izao indreo mba handagnogny andreo miaraky ho an'e adin'e andro zakaben'Andriamanitry ambony indrindra.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 ("Indro! Avy akô gne mpangalatry Iao! Sambatry izay miambigny, miaro gne fitafiany mba tsy hikojy izy sady tsy hitandreo gne hegnatriny.") \v 16 Noentindreo niaraky tagny ame toeragny izay antsoigny hoe Hara-magedona ame Hebreo indreo.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Avy eo gne anjely fahafito nandraraky gne tame lasetiny tame rivotry. Da nisy feo mafy nivoaky avy tao am-pengonagny izy ame seza fiandrianagny, magnano hoe: '"Vita izany!"\v 18 Nisy tselatry, kotroky, kotro-baratry, sady horohoron-tany mafy_horohoron-tany zakabe noho izay efa nitranga hatram'izay nisian'olo teto an-tany, ka da mafy izany horohoron-tany izany.\v 19 Vaky nizara telo gne tanagny zakabe, sady rava gne tanagnin'e firenegny. Avy eo Andriamanitry nangaiky mba hahatsiaro an'i Babylona zakabe, sady nomeny izany tanagny izany gne kopy feno divaigny vita avy ame firehetan'e fahavignirany.

1
16/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nanjavogny agnaby gne nosy, sady tsy hita sanaky gne vohitry.\v 21 Nisy havandra makadiry, milanja eo ame talenta raiky eo, nilatsaky avy agny an-dagnitry ho ame olo. Nagnozogny an'Andriamanitry indreo nohon'e loza avy tame havandra satria tena mafy lotry izany loza izany.

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 16

1
17/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raiky tame anjely fito izay nitagny ireo lasety volamena fito nagnatogny sady nizaka taminà hoe: "Avia, ho aboakiko anao gne sazin'e mpijangajanga zakabe izay mipetraky ambony rano maro.\v 2 Niaraky tamin'azy gne nampijangajanga an'e mpanjakan'e tany. Gne divaignin'e fijangajangany gne nahamamo ireo mponign'e tany."

1
17/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Avy eo gne anjely nitondra ana tame Fagnahy tagny ame tany fogny, da nahita viavy nipetraky tambony bibi-dì mena izay feno agnara zaka ratsy iao. Gne bibi-dì da managny loha fito sady tandroky folo.\v 4 Gne viavy da nagnano akanjo voloparasy da mena sady voaravaky volamena, vato sarobidy,sady vato soa. Izy da nitagny kopy volamena feno raha mahadikidiky izy am'ireo tsy fahadiovan'e fijangajangany tame tagnany. \v 5 Teo ame handrigniny gne nisy agnara managny dikany mifiny voasoratry hoe: "Babilona zakabe, gne renin'ireo mpijangajanga izy ame raha mahadikidikin'e tany."

1
17/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nahita iao fa gne vehivavy da mamon'e ràn'ireo mpino izy ame ràn'ireo martiry ho an'i Jesosy. Refa nahita an'azy iao, da tena gaga.\v 7 Fa gne anjely nizaka taminà hoe: "magnino anao da gaga sa? Ho azavaiko anao gne dikan'e viavy izy ame bibi-dì izay minday an'azy, gne bibi-dì izay managny loha fito izy ame tandroky folo.

1
17/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne bibi-dì izay hitanao da misy, fa tsisy am'izao fotoagny izao, fa andalam-piakaragny avy agny ame farany ambanin'e lavaky tsy hita farany. Avy eo da ho agny ame fahasimbagny izany. Ireo izay miaigny ambony tany, ireo izay tsy voasoratry ao ame bokin'e fiainagny hatram'e namorognagny an'izao tontolo izao gn'agnarany- ho gaga indreo refa hahita fa gne bibi-dì da misy, fa tsisy sanaky am'izao fotoagny izao, fa andalam-pihaviagny.

1
17/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Mangaiky saigny izay manam-pahendregny izany. Ireo loha fito da vohitry fito izay hipetrahan'e viavy.\v 10 Izy ireo avakoa da mpanjaka fito. Mpanjaka dimy gne lavo, raiky gne misy, fa gne hafa da mbola tsy avy; refa avy izy, da fotoagny kidy avao gne hipetrahany.

1
17/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne bibi-dì izay misy,fa tsisy am'izao fotoagny izao, mpanjaka fahavalo izy, sady ho agny ame fahasimbagny.

1
17/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gne tandroky folo izay hitanao da mpanjaka folo izay mbola tsy nandray fanjakagny, fa hahazo fahefagny ako gne mpanjaka miaraky ame bibi-di -mandritrin'e lera raiky izy ireo.\v 13 Firaisan-tsaigny izany, sady indreo da hagnome gne hery izy ame fahefandreo an'e bibi-di.\v 14 Hanangagn'ady manohitry gne Zanak'ondry indreo. Fa gne Zanak'ondry gne handresy andreo satria Izy gne Tompon'e tompo, sady Mpanajakan'e mpanjaka - da miaraky amin'Azy ireo voahaiky, ireo voafidy, sady ireo manam-pinoagny."

1
17/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Hoy gn'anjely taminà: "Ireo rano izay hitanao, teo ame nipetrahan'e mpijangajanga, da gn'olo, vondron'olo, firenegny, sady fizakagny.

1
17/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ireo tandroky folo izay hitanao- indreo izy ame bibi-dì da halaigny an'e mpijangajanga. Ho ataondreo fôgny sady mikojy izy, handrivatry gne nofotriny indreo, sady handoro an'azy tanteraky ame afo. \v 17 Fa Andriamanitry efa nametraky an'izany tao am-pondreo mba hanatanteraky gne fikasany ame fagnekendreo hagnome gne herindreo hitondragny gne bibi-dì mandra-pahatanteraky gne zakan'Andriamanitry.

1
17/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Da i raviavy, hitanao gne tanagny zakabe izay manjaka ame mpanjakan'e tany."

1
17/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 17

1
20/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nahita anjely nidigny avy tagny an-dagnitry iao. Nanagny gne lakilen'e lavaky tsy hita farany izy, sady nanagny rojo vy zakabe tegny an-tagnany.\v 2 Nisambotry an'e dragogny izy, the menaragny taloha, gne devoly, na Satana, sady nofiheziny arivo taogny.\v 3 Natsipiny tagny ame lavaky tsy hita farany izy, nidiny izany sady nasaigny tombo-kase teo amin'azy. Nanigny an'izany mba tsy hamitahany gne firenegny maro koa mandra-pahatapitry gne arivo taogny. Afaran'izany, da tsy maintsy havosotry fotoagny kidikidy izy

1
20/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ary nahita seza fiandrianagny maro iao. nipetraky teo amboniny ireo izay nomegny fahefagny mitsara. Nahita gne fanahin'ireo izay notapaigny loha nohon'e fijoroagny vavolombelogny mahakasiky an'i Jesosy sady nohon'e zakan'Andriamanitry iao. Tsy nandongaliky tame bibi-dì na tame sariny indreo, sady indreo da nandà gne nandray gne mariky gne bibi-dì teo ame handrigniny na teo ame tagnany. Lasa velogny indraiky indreo , sady nanjaka niaraky tamin'i Kristy nandritran'e arivo taogny

1
20/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Gne ambin'e maty da tsy velogny mandra- pahatapitry gne arivo taogny. Izany gne fitsanganagny voalohany.\v 6 Sambatry sady masigny izay olo managny anjara ame fitsanganagny voalohany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gne fahafatesagny faharoy. Indreo da ho mpisorogny an 'Andriamanitry izy ame Kristy sady hanjaka miaraky amin'Azy mandritran'e arivo taogny.

1
20/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Refa tapitry gne arivo taogny, da hovahagny ao ame figadrany Satana. \v 8 Hijotso izy mba hamitaky gne firenegny maro egny ame vazan-tany efatry - Goga izy ame Magoga-mba hinday andreo miaraky ho agny ame ady. Indreo da ho maro akô gne fasikin'e ranomasigny.

1
20/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Niakatry teo ambonin'e tany lemaky indreo sady nagnodidigny gne tobin'e mpino, E tanagny malala. Nefa nisy afo nidigny avy tagny an-dagnitry sady nandripaky andreo.\v 10 Gne devoly, izay namitaky andreo, da natsipy tao ame farihy afo solifara, toeragny izay hanipizagny gne bibi-dì izy ame mpaminany sandoky. Sady ho ampijaliagny atoandro aman'aligny mandrakizay indreo.

1
20/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 sady nahita seza fiandrianagny fotsy zakabe iao izy ame nidoboky teo amboniny. Gne tany izy ame lagnitry da nilefa gne fagnatrehany, kanefa tsisy toeragny andehanandreo. \v 12 Nahita gne maty iao - gne zakabe da gne kidy- nitsangagny taloan'e seza fiandrianagny, sady novelarigny gne boky. Da nisy boky raiky novelarigny-Gne bokin'e fiainagny. Gne maty da notsaraigny araky izay voasoratry tao am'ireo boky, araky ireo asany.

1
20/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Gne ranomasigny namoaky gne maty izay tao agnatiny. Gne fahafatesagny izy am'ireo fiaignan-tsy hita da namoaky gne maty izay tao amindreo, sady gne maty da notsaraigny araky gne raha naniny. \v 14 Gne fahafatesagny izy ame fiaignan-tsy hita da natsipy tao ame farihy afo. Izany gne fahafatesagny faharoy- da gne farihy afo.\v 15 Raha nisy agnara tsy hita vosoratry ao ame bokin'e Fiainagny, da natsipy tame farihy afo.

1
20/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 20

View File

@ -5,6 +5,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
@ -15,6 +16,9 @@ This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](htt
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 323903c49e210569284d9455a48654c8432802a3
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560
### You are free to:
@ -40,6 +44,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
@ -48,3 +53,5 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> cfb51e5d43f0be2b79f0f434e5afef72fdd56f4c
=======
>>>>>>> 323903c49e210569284d9455a48654c8432802a3
=======
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Apokalypsy

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD123",
"MAD125",
"MAD126"
"MAD126",
"MAD124"
],
"finished_chunks": [
"21-title",
@ -103,11 +104,6 @@
"02-03",
"02-08",
"04-title",
"04-01",
"04-06",
"04-07",
"04-09",
"04-04",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
@ -158,6 +154,91 @@
"05-08",
"05-09",
"05-11",
"05-13"
"05-13",
"front-title",
"01-01",
"01-04",
"01-07",
"01-09",
"01-12",
"01-17",
"03-21",
"03-19",
"03-17",
"03-14",
"03-12",
"03-09",
"03-07",
"03-05",
"03-03",
"03-01",
"03-title",
"06-title",
"06-01",
"06-07",
"06-09",
"06-12",
"06-15",
"07-13",
"07-11",
"07-09",
"07-07",
"07-04",
"07-01",
"08-13",
"08-12",
"08-10",
"08-06",
"08-08",
"08-03",
"08-01",
"07-15",
"10-10",
"10-05",
"10-03",
"10-01",
"16-title",
"16-01",
"16-02",
"16-04",
"16-08",
"16-10",
"16-12",
"16-15",
"16-17",
"17-01",
"17-03",
"17-06",
"17-08",
"17-09",
"17-11",
"17-12",
"17-15",
"17-16",
"17-18",
"16-20",
"16-03",
"20-01",
"20-04",
"20-05",
"20-07",
"20-09",
"20-11",
"20-13",
"10-08",
"11-01",
"11-03",
"11-06",
"11-08",
"11-13",
"11-15",
"11-16",
"11-18",
"11-19",
"01-14",
"01-19",
"06-03",
"06-05",
"11-10"
]
}