plt-x-antaifasy_rev_text_reg/16/04.txt

1 line
690 B
Plaintext

\v 4 Gne anjely fahatelo nandraraky gne tame lasetiny tamireo ony izy ame loharano, da lasa rà ireo.\v 5 Regniko gne anjelin'e rano magnano hoe: "Marina Anao_ ry amizao fotoagny izao izy ame taloha, gne raiky masigny_ satria efa nitsara ireo raha ireo Anao. (Fagnamarihagny:gne atontan-taratasy sasany taloha da mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_ry amizao fotoagny izao izy ame taloha sady gne ho avy, satria efa nitsara ireo raha ireo Anao.")\v 6 Satria gne ràn'ireo mpino izy ame mpaminany gne nalatsakindreo da nomenao rà hondranomigny indreo; izany gne fanaoky andreo." \v 7 Regniko gne alitara namaly hoe: "Eka, Tompo Andriamanitry zakabe, gne fitsaranao da marigny sady mahitsy."