plt-x-antaifasy_rev_text_reg/11/10.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 10 Ireo izay miaigny eo ambonin'e tany da hifaly amindreo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezagny mihitsy aza indreo satria nampijaly gne miaigny ambonin'e tany ireo mpaminany roy ireo. \v 11 Fa afaky telo andro sy tapany da hiditry ao amindreo gne fofon'aigny avy amin'Andriamanitry, da hitsangagny ame tombokiny indreo. Hilatsaky am'ireo izay mahita an'azy ireo gne tahotry zakabe. \v 12 Avy eo da haharegny feo mahery avy agny an-dagnitryindreo mizaka an'azy hoe: "miakara eto!" Avy eo da hiakatry ho agny an-dagnitry ao agnaty rahogny indreo, raha mbola magnety tany gne fahavalondreo.