plt-x-antaifasy_rev_text_reg/17/08.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 8 Gne bibi-dì izay hitanao da misy, fa tsisy am'izao fotoagny izao, fa andalam-piakaragny avy agny ame farany ambanin'e lavaky tsy hita farany. Avy eo da ho agny ame fahasimbagny izany. Ireo izay miaigny ambony tany, ireo izay tsy voasoratry ao ame bokin'e fiainagny hatram'e namorognagny an'izao tontolo izao gn'agnarany- ho gaga indreo refa hahita fa gne bibi-dì da misy, fa tsisy sanaky am'izao fotoagny izao, fa andalam-pihaviagny.