plt-x-antaifasy_rev_text_reg/17/09.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 9 Mangaiky saigny izay manam-pahendregny izany. Ireo loha fito da vohitry fito izay hipetrahan'e viavy.\v 10 Izy ireo avakoa da mpanjaka fito. Mpanjaka dimy gne lavo, raiky gne misy, fa gne hafa da mbola tsy avy; refa avy izy, da fotoagny kidy avao gne hipetrahany.