\v 1 Refa novahan'e Zanak'ondry gne tombo-kase fahafito, da nisy fahanginagny tagny an-dagnitry teo ame asasa-dera teo.\v 2 Avy eo da hitako ireo anjely fito izay nitsangagny teo alohan'Andriamanitry , sady nomegny trompetra fito indreo.