plt-x-antaifasy_rev_text_reg/17/16.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 16 Ireo tandroky folo izay hitanao- indreo izy ame bibi-dì da halaigny an'e mpijangajanga. Ho ataondreo fôgny sady mikojy izy, handrivatry gne nofotriny indreo, sady handoro an'azy tanteraky ame afo. \v 17 Fa Andriamanitry efa nametraky an'izany tao am-pondreo mba hanatanteraky gne fikasany ame fagnekendreo hagnome gne herindreo hitondragny gne bibi-dì mandra-pahatanteraky gne zakan'Andriamanitry.