plt-x-antaifasy_rev_text_reg/04/09.txt

6 lines
1.4 KiB
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 9 Ndre ovia ndre ovia e raha managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, da fisaoragny an'e raiky zay mipetraky eo ame seza fiandrianagny, e raiky zay velogny mandrakizay doria,\v 10 e lohologny efatry ambin' e roapolo da nampiankohoka gne tagnany indreo eo alohan' e raiky zay mipetraky ame seza fiandrianagny. Miankohoka eo ame raiky zay velogny mandrakizay doria indreo, da nanipy gne satro-boninahiry indreo t' alohan' e seza fiandrianagny, mizaka hoe: \v 11 "Mendriky anao , ry Tomponay sy Andriamanitray, handray gne voninahitry da gne laza da gne hery . Fa anao gne namorogny gne raha rehetra, sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady nohariagny."
=======
\v 9 Ndre ovia ndre ovia ireo raha-managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, sady fisaoragny an'e raiky midoboky eo ame seza fiandrianagny, gne raiky izay velogny mandrakizay doria,\v 10 ireo lohologny efatry amby roapolo da nampandongaliky gne tegnandreo eo alohan'e raiky izay midoboky eo ame seza fiandrianagny. Mandongaliky eo ame raiky izay velogny mandrakizay doria indreo, sady nanipy gne satro-boninahitrindreo teo alohan'e seza fiandrianagny, mizaka hoe:\v 11 ''mendriky anao, ry Tomponay izy ame Andiamanitray, handray gne voninahitry izy ame laza sady gne hery. Fa Anao gne namorogny gne raha agnaby ,sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady noharigny."
>>>>>>> 428afeef44a76a1bdeaef3236ce0b62afef61560