plt-x-antaifasy_rev_text_reg/10/08.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 8 Gne feo izay regniko avy agny an-dagnitry nizaka taminà indraiky hoe: "Mandehana alay gne takelaky taratasy mivelatry izay egny an-tagnan'e anjely mitsangagny eo ambonin'e ranomasigny izy ame tany." \v 9 Avy eo da lasa negna ame anjely iao sady nizaka tamin'azy mba hagnome anà gne takelaky taratasy kidy. Hoy izy taminà: "Raiso gne takelaky taratasy da hano izany hampafaitry gn'ao ame trokinao izany, fa eo ame vavanao da ho mamy akô gne titely izany. "