plt-x-antaifasy_rev_text_reg/01/04.txt

1 line
594 B
Plaintext

\v 4 Jaona negnam'e fiangonagny fito tagny Asia: ho aminareo anie Gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy ame gn' am'izao fotoagny izao, izy ame taloha, sady ho avy, da avy am'ireo fagnahy fito izay eo agnatrehan'e seza fiandrianany,\v 5 sady avy am'i Jesosy Kristy, izay vavolombelogny marigny, vakirandro ame maty, sady lehiben'e mpanjakan'ny tany. Ho an'e tia antsika sady nagnafaky antsika tam'ireo fahotantsika tam'e ràny-\v 6 Izy da hagnano antsika ho fanjakagny, mpisorogny ho an'Andriamaniny izy ame Rainy - ho an'Azy anie gne voninahitry izy ame fahefagny mandrakizay doria. Amena.