plt-x-antaifasy_rev_text_reg/20/05.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 5 Gne ambin'e maty da tsy velogny mandra- pahatapitry gne arivo taogny. Izany gne fitsanganagny voalohany.\v 6 Sambatry sady masigny izay olo managny anjara ame fitsanganagny voalohany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gne fahafatesagny faharoy. Indreo da ho mpisorogny an 'Andriamanitry izy ame Kristy sady hanjaka miaraky amin'Azy mandritran'e arivo taogny.