plt-x-antaifasy_rev_text_reg/06/07.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 7 Refa nanokatry gne tombo-kase fahaefatry gne zanak'ondry, da naharegny feon'e raha-managn'aigny fahaefatry iao nizaka hoe:"Avia!\v 8 Da nahita soavaly mahia iao. Gne mpitikigny an'izany da nantsoigny hoe Fahafatesagny, sady gne kobory da nagnaraky an'azy. Nomegny fahefagny ame ampaha-efatry gne tany indreo, mba hamono ame sabatry, mosary izy ame aretigny, da am'ireo bibidian'e tany.