plt-x-antaifasy_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 14 "Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Laodikia hoe: "Izao gne zakan'e Amena, gne vavolombelogy mahatoky sady marigny, gne mpanapaky gne zava-boaarin'Andriamanitry.\v 15 "fantako izay nataonareo, sady mangatsiaka anareo, sady tsy mafana. mMagniry Iao mba ho mangatsiaky na mafana anareo!\v 16 Noho izany, satria ianareo matiamaty sady tsy mafana no tsy magatsiaky _ d'efa haloan'e vavako anareo