plt-x-antaifasy_rev_text_reg/17/01.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 1 Raiky tame anjely fito izay nitagny ireo lasety volamena fito nagnatogny sady nizaka taminà hoe: "Avia, ho aboakiko anao gne sazin'e mpijangajanga zakabe izay mipetraky ambony rano maro.\v 2 Niaraky tamin'azy gne nampijangajanga an'e mpanjakan'e tany. Gne divaignin'e fijangajangany gne nahamamo ireo mponign'e tany."