plt-x-antaifasy_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 4 Ary nahita seza fiandrianagny maro iao. nipetraky teo amboniny ireo izay nomegny fahefagny mitsara. Nahita gne fanahin'ireo izay notapaigny loha nohon'e fijoroagny vavolombelogny mahakasiky an'i Jesosy sady nohon'e zakan'Andriamanitry iao. Tsy nandongaliky tame bibi-dì na tame sariny indreo, sady indreo da nandà gne nandray gne mariky gne bibi-dì teo ame handrigniny na teo ame tagnany. Lasa velogny indraiky indreo , sady nanjaka niaraky tamin'i Kristy nandritran'e arivo taogny