plt-x-antaifasy_rev_text_reg/03/12.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 12 Aniko andry eo ame tempolin'Andriamanitro izay mandresy, sady tsy hiala eo mihitsy izy. ho soratako eo amin'azy gn'agnaran'Andriamanitriko, gne agnaran'e tanagnin'Andriamanitriko (gne Jerosalema vaovao, izay midigny avy agny an-dagnitry avy ame Andriamanitriko), izy ame agnarako vaovao. \v 13 Aoka izay managny tadigny hiteno izay zakain'e Fagnahy am'ireo fiangonagny.""