plt-x-antaifasy_rev_text_reg/10/03.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 3 Avy eo izy da naresaky tame feo mafy akô gne fitrerognin'e liogny. Refa naresaky izy, da nikotroky mafy tame feony gne kotroky fito.\v 4 Refa nikotroky gne kotroky fito, da efa saiky hanoratry iao, fa naharegny feo avy agny an-dagnitry iao nizaka hoe: "Tano ho tsambaratelo izay nozakain'e kotroky fito. k'aza soratagny izany."