plt-x-antaifasy_rev_text_reg/03/01.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 1 Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Sardisy hoe:'Izao gne zakan'e mitagny gne fagnahy fiton'Andriamanitry izy am'ireo kintagny fito. " Fantako gne nanìnao. Malaza ho velogny anao, nefa anao maty. \v 2 Mifohaza da hatanjaho gne sisa, f'efa ho faty, satria tsy hitako tanteraky gne asanao eo agnatrehan'Andriamanitriko.