plt-x-antaifasy_rev_text_reg/17/12.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 12 Gne tandroky folo izay hitanao da mpanjaka folo izay mbola tsy nandray fanjakagny, fa hahazo fahefagny ako gne mpanjaka miaraky ame bibi-di -mandritrin'e lera raiky izy ireo.\v 13 Firaisan-tsaigny izany, sady indreo da hagnome gne hery izy ame fahefandreo an'e bibi-di.\v 14 Hanangagn'ady manohitry gne Zanak'ondry indreo. Fa gne Zanak'ondry gne handresy andreo satria Izy gne Tompon'e tompo, sady Mpanajakan'e mpanjaka - da miaraky amin'Azy ireo voahaiky, ireo voafidy, sady ireo manam-pinoagny."