plt-x-antaifasy_rev_text_reg/06/09.txt

1 line
669 B
Plaintext

\v 9 Refa nanokatry gne tombo-kase fahadimy gne zanak'ondry, da hitako t'ambanin'e alitara ireo fagnahin'ireo izay novonoigny nohon'e zakan'Andriamanitry izy ame fijoroagny vavolombelogny izay notanandreo.\v 10 Nitoreo tame feo mafy indreo hoe: "Mandra-pahovia, ry mpanapaky ambonin'e raha agnaby, masigny sady marigny, gne hitsaranao ireo izay miaigny eto an-tany, izy ame hamalianao faty gne rànay? \v 11 Da nomegny ankanjo lava gne tsiraidraiky aby tamindreo, sady nozakaigny indreo fa tokony handigny tselatsela mandra-pazahoagny gne isa fenon'ireo mpiara-manompondreo da gne rahalà izy ame anakavindreo izay tokony hovonoigny indreo, akô gne namonoagny andreo.