plt-x-antaifasy_rev_text_reg/01/09.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 9 Iao, Jaona- rahalànareo izy ame raiky izay nizara taminareo tao agnatin'e fifaliagny izy ame fanjakagny sady gne faharetagny ao am'i Jesosy Kristy - da tao ame nosy amin'ny hoe Patmo nohon'e zakan'Andriamanitry izy and fijoroagny vavolombelogny gne mahakasiky an'i Jesosy.\v 10 Iao da notarihin'e Fagnahy tame andron'e Tompo. Naharegny feo mafy be akô gne trompetra t'afarako iao.\v 11 Nagnano an'izany hoe : "Soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangonagny fito - ho an'Efesosy,Smyrna,Pergamosy,Tyatira,Sardisy,Filadelfia, da i Laodikia."