plt-x-antaifasy_rev_text_reg/03/03.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 3 Tadidio, noho izany, izay noraisinareo izy ame regninareo. Ankatoavy izany, da mibebeha. Fa raha tsy mifoha anareo, da ho avy akô gne mpangalatry Iao, sady tsy ho fantatrareo gne lera hiaviako aminareo.\v 4 fa misy agnaran'olo vitsivitsy agny Sardisy izay tsy nandoto gn'ankanjondreo. Handeha hiaraka aminà indreo, miakanjo fotsy, satria mendriky.