plt-x-antaifasy_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 9 Indro, ireo izay an'ny synagogan'i Satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo nefa ts'izy akory; fa mivandy indreo. haniko tonga ka handongaliky ame tombokao indreo, sady ho avy indreo mba ahafantatry fa nitia anao Aho.\v 10 Satria efa nitandrigny gne didiko tame faharetagny anareo, da hiaro anareo ame andro fitsapagny izay efa ho avy am'izao tontolo agnaby izao avakoa Iao, mba hitsapa ireo izay miaigny eo ambonin'e tany. \v 11 Ho avy tsy ho ela Iao. Tano mafy gne hanagnanao mba tsy hisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.