Sat Mar 07 2020 17:24:05 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:24:06 +03:00
commit edea987327
73 changed files with 152 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Soraty ho an'e anjelin' e fiangonagny ao Efesosy hoe : "Itoa gne zaka avy ame raiky zay mitazogny ireo kintana fito ame tanan-kavanany sady mandeha eo ame fagamboaragny jiro volamena fito,\v 2 "Lalako zay efa vitanao sy gne asa mafinao ary gne fiaretanao maharitry. Lalako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy anao. Lalako fa notsapainao indreo zay mizaka andreo ho apôstôly, kanefa tsy izy, sady hitanao indreo fa sandoky.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Lalako fa managny faharetagny anao, sady nijaly mafy noho gn'ame agnarako, sady tsy nilavo lefogny anao. \v 4 Kanefa manohitry anao iao satria nametraky gne fitiavanao vohalohany anao. Tsarovy noho zany gne toeragny zay nahalavo anao.\v 5 Mibebeha ary magnamboara zay raha namboarinao voalohany. Fa raha tsy mibebaky anao, da ho avy agny aminao iao da hangala ireo fagnamboaragn'e jironao ame fipetrahany.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Kanefa zao gn'amboarinao: "Halanao gne zava -bitan'e Nikolaita, zay halako avakoa. \v 7 Aok' zay manan-tsofigny iteno zay zakain'e Fanahy ho an'e fiangonagny. Ho an'e raiky zay mandresy da homeko alalagny hihinagny gne avy ame kakazon'e fiainagny, zay ao ame paradisan'Andriamanitry."'''

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Smyrna hoe: " Itoa gne zakan'e raiky zay voalohany sady farany, e raiky zay efa maty kanefa velogny koa: \v 9 "Lalako gne fahorianao sy gne fahantranao, kanefa manan-karegny anao. Lalako gne fizakagny ratsy ho andreo zay nizaka gne tegnany fa Jiosy, kanefa tsy izy. Synagogan'e Satana indreo.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Aza matahotry gn'amin'efa hiaretanao. Igny! Gne devoly da hanipy gne sasany aminareo agny ame tragnomaizigny mba ho tsapaigny anareo, ary hijaly mandritry gne folo andro anareo. Matokia mandra-pahafaty, Ka homeko anareo gne satro-boninahitry gne fiainagny. \v 11 Izay manan-tsofigny aoka izy hiteno zay zakain'e Fanahy ho an'e fiangonagny. E raiky zay mandresy da tsy ho simbain'e fahafatesagny faharoy. "'''

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny agny Pergamosy hoe: " Itoa gne zakan'e raiky zay managny sabatry roa lela: \v 13 "Lalako zay ipetrahanao,da ao ame hipetrahan'e seza fiandrianan'e Satana. Ary amizao fotoagny zao mitazoma mafy gne agnarako anao. Fantaro fa tsy nandà gne finoanao gn'aminah anao, na da tame andron'i Antipasy vavolombeloko aza, zay nahatoky anah, zay novonoigny teo aminareo, tao ame fipetrahan' i Satana.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa managny zaka kely aminao iao: "Misy aminareo mitazogny mafy gne fampinaran'e Balama, zay nampianatry an'i Balaka hametraky fanafitohinagny eo anolon'e zanak'Israely, mba hihinanan-dreo gne sakafo nagnamboaragny sorogny ho an'e sampy sady ho fijangajangagny. \v 15 Akoizany koa, misy sasany aminareo izay mitazogny mafy gne fampianaran'e Nikolaita.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Mobebaha, noho izany! Fa raha tsy izany, da ho avy malaky agny aminareo iao, sady hifanandrigny amindreo iao miaraky ame sabatry gne vavako. \v 17 Aoka zay manantsofigny hiteno zay zakain'e Fanahy ho an'ireo fiangonagny. Ho andreo zay mandresy, homeko gne sasany ame mana miafigny, sady homeko vato fotsy miaraky ame agnaram-baovao voasoratry eo ame vato, agnaragny zay tsy lalan'e olo afa tsy zay mandray an'azy avao. '''''

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Soraty ho an'e anjelin'e fiangonagny ao Tyatira hoe: ' Itoa gne zak'Andriamanitry, zay managny maso akô gne lelafo sady tomboky akô gne varahigny mamirapiratry:\v 19 " Lalako zay vitanao: Gne fitiavanao da gne finoanao da gne fanompoanao da gne faharetanao. Lalako fa zay vitanao farany dia maro be noho zay vitanao voalohany.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Kanefa zao gne hanoherako anao: Leferinao e viavy Zezebela, izay mangaiky gne tegnany ho viavy mpaminany. Ame alalan'e fampianarany da mamitaky e mpanopoko izy mba hijangajanga sady hihinagny sakafo agnamboaragny sorogny ho an'e sampy. \v 21 Nagnome fotoagny mba hibebahagny iao, kanefa tsy mety hibebaky gne ame fiajangajangagny izy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Igny! Hataoko marary eo am-pandriagny izy, ary indreo zay mijangajanga miaraky amin'azy da hampahoriako mafy, raha tsy mibebaky ame asa ratsin'e viavy indreo. \v 23 Ho vonoiko ho faty e zanany, sady e fiangonagny agnaby da hahalala fa izaho lay mahita gne fieritreretagny da fihetsem-po. Homeko araky gne asanareo tsiraikiraiky aby anareo.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fa gn'aminareo zay sisa ao Tyatira, zay rehetra tsy mitazogny zao fampinaragny zao, sady tsy mahalala zay antson'e sasany hoe sain-dalin'i Satana - Zao gne zakaiko aminareo hoe: "Tsy vesarako entagny hafa anareo."\v 25 Ndre da zany aza, tsy mentsy miazogny mafy gne finoanareo anareo mandra-piaviko.

1
02/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 E raiky zay mandresy sady magnano zay efa vitako hatram'e farany, da homeko an'azy gne fahefagny ame firenegny agnaby.' \v 27 Hanapaky eo amindreo miaraky ame tehim-by izy, akô gne fanorotorogny vilagny tany gne hanapotipotehigny andreo.'\v 28 Akô gne nandraisako avy ame raiko,gne agnomezako an'azy kintagny mandraigny avakoa. \v 29 Aoka e raiky zay manan-tsofigny hiteno zay zakain'e Fanahy ho an'e fiangonagny. '''''

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'zany raha zany da nagnety iao, sady nahita varavaragny raiky nivoha tegny ame lagnitry. Nisy feo voalohany zay regniko da niresaky taminah akô gne trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, da tsy mentsy abôkako anao zay tsy mentsy hitranga afaran'ireo raha ireo." \v 2 Nisy fotoagny iao voatariky gne Fanahy, sady nahita fa nisy seza fiandrianagny nipetraky tambonin'zany. \v 3 E raiky zay nipetraky teo amboniny dia mendrlky akô gne jaspa da karneola. Nisy avagny nanodidigny gne seza fiandrianagny. E avagny da mendriky akô gne emeraoda.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nisy seza fiandrianagny efatry amby roapolo nagnodidigny e seza fiandrianagny, da lohologny efatry amby roapolo no nipetraky tambon'e seza fiandrianagny, nagnano akanjo fotsy, niaraky tame satro-boninahitry volamena tegny ame lohandreo. \v 5 Avy tame seza fiandrianagny gne nisy tsela-pahazavagny, kotrroky, da varatry.Nisy jiro nirehitry teo alohan'e seza fiandrianagny, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitry.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Talohan'e seza fiandrianagny da nisy ranomasigny fitaratra, akô gne kristaly. ireo raha managn'aigny efatry da tategnantegnan'e seza fiandrianagny sy nanodidigny an'izany, feno maso, talohany da tan-damosiny.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 E raha managn'aigny voalohany da akô gne liona, e raha managn'aigny faharoa akô gne zanak'aomby, e raha managn'aigny fahatelo da mendriky ologny, da e raha managn'aigny fahaefatry akô gne voro-mahery magnembogny.\v 8 Ireo raha managn'aigny efatry da samy managny elatry enina aby, feno masogne ambony sy gne ambany. Mandraigny sy aligny indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: "Masina, masina, masina e Tompo Andriamanitry tsitoha zay nisy sy misy sady mbola ho avy."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ndre ovia ndre ovia e raha managn'aigny da hagnome voninahitry, laza, da fisaoragny an'e raiky zay mipetraky eo ame seza fiandrianagny, e raiky zay velogny mandrakizay doria,\v 10 e lohologny efatry ambin' e roapolo da nampiankohoka gne tagnany indreo eo alohan' e raiky zay mipetraky ame seza fiandrianagny. Miankohoka eo ame raiky zay velogny mandrakizay doria indreo, da nanipy gne satro-boninahiry indreo t' alohan' e seza fiandrianagny, mizaka hoe: \v 11 "Mendriky anao , ry Tomponay sy Andriamanitray, handray gne voninahitry da gne laza da gne hery . Fa anao gne namorogny gne raha rehetra, sady tame alalan'e sitraponao, da nisy indreo sady nohariagny."

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da nahita gne tanan-kavanan'e raiky zay nipetraky tame seza fiandrianagny iao, horonan-taratasy vôsoratry eo aloha da ao afara. Da nofehizigny tame tombo-kase fito zany.\v 2 Nahita anjely mahery nagnambara tame feo mafy iao, nizaka hoe : "Ia gne mendriky gne hanokatry gne horonan-taratasy sady hamoha gne tombo-kasen' zany?"

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsy misy olgny latan-dagnitry na eto a-tany na ambanin'e tany ka afaky hanokatry gne horonan-taratasy na hamaky an'zany.\v 4 Nitomagny mafy aho satria tsy nisy ologny hita mendriky gne hanokatry gne hanokatry gne antonta-tarstasy na hamaky zany. \v 5 Kanefa raiky tamin-ndreo lohologny nizaka taminah hoe:" Aza mitomany. Indro! E lion'e fokon'e Joda, e solofon'e Davida, da nandresy. Afaky gne hanokatry gne horonan-taratasy da e tombo-kase fito izy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nahita Zanak'ondry mitsangagny agnelagnelan'e seza fiandrianagny izy ame zavatry managnahigny efatry sady eo anivon'ireo olombeiao. Da akô olo novonoigny izy. Nanagny tandroky fito sy masonfito izy; indreo gne fagnahy fitondran'Andriamanitry nalefagny nagneragny e tany. \v 7 Nandeha izy sady nangalaky gne horonan-taratasy tame tagnan-kavanan'e raiky izay nipetraky tamin'e seza fiandrianagny.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Refa noraisigny gne zanak'ondry gne horonan-taratasy, ireo zavatry managnahigny efatry izy amign'olombe efatry amby roapolo da nampiankohoky gne tegnan-dreo t'agnoloany. Samby nanagny lokanga sy lasety volamena feno emboky magnitry avy ame tsiraikiraiky tamindreo, izay vavak'ireo mpino.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nihira hira vaovao indreo: "Mendriky gne handray e horonan-taratasy anao sady hanokatry gne tombo-kasen'izany. Fa anao da novonoigny, sady tamin'e rànao gne nividianagny an'ireo olon'Andriamanitry avy tame foko, fizakagny, olo, sady firenegny agnaby. \v 10 Naninao fanjakagny sy mpisorogny indreo mba hanompo an'Andriamanitry, sady hanjaka eto an-tany. "

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Avy ek da nahita sy nahare feon'anjely maro nagnodidigny gne seza fiandrianagny izy ame zavatry managnahigny sady ireo olombe. Gne fitambarandreo da aman'aligny aligny. \v 12 Nizaka tamin'e feo mafy indreo hoe: " Mendriky anie gne Zanak'ondry izay novonogny mba handray fahefagny, haregny, fahendregny, hery, laza, voninahitry, sady dera."

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nahare ireo zavatry voaforigny agnaby izay tagny an-dagnitry sy tetoa an-tany sady an-dranomasigny iao- gne raha agnaby tagnatin'ireo-nizaka hoe: " Ho an'ilay raiky izay mipetraky ame seza fiandrianagny sy ho an'ilay Zanak'ondry, anie gne dera, gne laza, gne voninahitry, sady gne fahefagny handidy, mandrakizay doria." \v 14Ireo zavatry managnahigny efatry, nizaka hoe: " Amena!" Sady gn'olombe niankohoky sy nivavaky. [Fagnambaragny:Gne sanany amin'ireo dikan-teny taloha da mivaky hoe: " Ireo olomb roy amby efapolo da niankohoky sy nanompo an'ilay raiky izay velogny mandrakizay doria."]

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tko faha 5

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nampagneno gne trompetrany gne anjely fahadimy. Nahita kintana avy an-dagnitry aho zay nilatsaky tame tany. E kintagny gne nomegny gne lakilen'e lavaky tsy hita noanoa. \v 2 Nosokafany e lavaky tsy hita noanoa, sady niakatry gne setroky nivôky tame lavaky akô gne setroky avy ame laforo zakabe. Nivadiky maloky gne masoandro da gne rivotry nohon'e setroky nivôky tame lavaky.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Avy ame setroky gne nahatongavan' e valala tambonin' e tany, sady nomegny hery tambonin'e tany indreo. \v 4 Nozakaigny izy ireo tsy hanimba gne ahitry tambonin'e tany na e raha mitsiry mentso na kakazo, fa ireo ologny izay tsy managny tombo-kasen'Andriamanitry eo ame handrign' andreo avao.

1
09/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tsy nahazo alàlagny gne hamono e ologny indreo, fa hampijaly andreo mandritry gne dimy volagny avao. Gne fanaitagnan-dreo da ho akô gne hala refa mamely ologny. \v 6 Amin'ireo andro ireo da hitady fahafatesagny gne ologny, fa tsy hahita an'izany . Hagniry gne ho faty mafy indreo, nefa hilefa andreo gne fahafatesagny.

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Akô gne sôvaly nomanigny tame ady e valala . Tame lohan-dreo da nisy raha akô gne satro-boninahitry volamena, sady gne vatan-ndreo da akô gne vatan'olombelogny.\v 8 Nanagny volo akô gne volom-biavy indreo, sady gne nifin-dreo d'akô gne nifin'e liogny. \v 9 Nanagny fiarovan-tratra akô gne fiarovan-tratra vy indreo, ary gne feon'elatry ndreo da akô gne feon'e kalesy da soavaly maro miazakazaky ho ame ady.

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nanagny rambo nisy fanindromagny akô gne maingoky indreo; ao ame rambon-ndreo gne misy gne hery hanimba gne ologny mandritry gne dimy volagny.\v 11 Nanagny mpanjaka indreo da e anjelin'e lavaky tsy hita noanoa. Gn'agnarany tame teny Hebreo da Abadona, sady gne agnarany tame teny Grika da i Apoliona. \v 12 Lasa gne loza voalohany . Indro! aorian'izao da mbola hisy loza roy ho avy .

1
09/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nampagneno gne tromptrany e anjely fahaenina, sady naregny gne feo nibôky tame tandroky gne alitara volamena zay efa nisy teo anatreha'Andriamanitra iao. \v 14 Sady nizaka tame anjely fahaenina e feo nagnano hoe: " Avotsory e anjely zay mifatotry tagny ame tegnarano lehiben'e Eofrata."\v 15 E anjely efatry zay efa nomanigny tam'zany lera zany, zany andro zany, zany volagny zany, da zany taogny zany, da navositry mba hamono gne ampahatelon'e olombeogny.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 E isan'e miaramila nideba soavaly da 200,000,000. Naregny io isa o iao. \v 17 Akô zany gne fomba nahitako e soavaly tao ame fahitako da indro zay nideba tamin-dreo: E fiarovan-tratran- dreo da mirehitry mena, manga antitry sady solifara mavo. Nitovy tame lohan'e liogny gne lohan'e soavaly sady nivoaky avy tam-bavan-dreo da afo, setroky, da solifara.

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ary gne ampqhatelon'e olo da matin'e loza telo: gne, gny setroky, da gne solifarazay nibôky tam-bavan-dreo. \v 19 Fa gne herin'e soavaly da avy tamin'e vavan-dreo da tame rambon- dreo - fa gne rambon-dreo da akô gne bibilava, sady nanagny loha zay afaky mandratra ologny indreo.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 E sisan'e olombelogny, zay tsy matin'ireo loza ireo, da tsy nibebaky tame asa vitan-dreo, na nijanogny nanompo e demony da e sampy volamena, volafotsy, varahigny, vato, da kakazo-e raha tsy hita maso, regny, na mandeha.\v 21 Indreo da mbola tsy nibebaky tame asa famonoagny, gne famosavian-dreo, gne fijangajangagny na e asa fangalaran-dreo.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nahita bibi-dia iao niakatry avy tame ranomasigny. Nanagny tandroky folo zany da loha fito. Teo ame tandrokany da nisy Diadema folo, Ary teo ame lohany da nisy agnaragny fitenenan-dratsy aby. \v 2 E bibidia zay hitako da akô gne leoparda. Gne tongotriny da akô gne tongotry bera, sady gne vavany d' akô gnevavan'e liogny . E dragogny nangnome an'azy gne heriny, gne seza fiandrianany, da gne fahefagny zakabe hanapaky.

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Gne lohan'e bibi-dia raiky da akô efa maty, kanefa sitragny e ratra saiky nahafaty an'azy. Sady gaga gne tany rehetra ka nagnaraky e bibi-dia.\v 4 Ary da nandadilady koa teo ame dragogny i indreo,satria izy gne nagnome gne fahefany ho an'e bibi- dia. Nandadilady teo ame bibi-dia , koa , indreo sadynizaka hoe: "Iza gn'akô gne bibi-dia?" Ary iza gno afaka miady amin'azy?"

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nomegny vava zay afaky mizaka fireharehagny da fitenenan-dratsy e bibi-dia. Nomegny alalagny izy mba hampiatra fahefagny mandritry gne efatry amby efaplo volagny. \v 6 Ary nanokatry gne vavany hizaka ratsy an'Andriamanitra e bibi-dia: nizaka ratsy gne agnarany, gne toeragny zay hipetrahany da ireo zay mipetraky an-dagnitry.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Napetraky hiady tam'e mpino ary handresy andreo e bibi-dia. Ary koa, gne fahefagny da nomegny an'azy magneragny e foko, gne ologny, gne fizaka, ary gne firenegny agnaby. \v 8 Handadilady amin'azy e raha aby zay mipetraky ambonin'e tany, sady zay tsy voasoratry agnaragny, nandritry e famoronagny zao tontolo zao, zay an'e zanak'ondry efa novonoigny.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Raha misy manan-tsofigny, aoka izy hiteno. \v 10 Raha misy nalaigny babo, da handeha ame fihababogny izy. Raha misy novonoigny tame sabatry, ame sabatry gne amonoagny an'azy. Ity gne antso ho an'e faharetagny ary finoagny ho andreo zay masina .

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary nahita bibi-dia iao niakatry avy tagny ame tany. Zany da nanagny tandroky roy akô gne zanak'ondry, sady nizaka akô gne dragogny. \v 12 Nampihariny agnaby gne fahefagny rehetra an' e bibi-dia voalohany eo agnatrehany, sady gne tany sy indreo zay mipetraky amin'azy da asainy mandadilady eo ame bibi-dia voalohany- e raiky zay sitragny tame ratra saiky nahafaty an'azy.

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nagnano fahagagagny maro be izy. Nampidigny afo avy an-dagnitry izy. Nampidigny afo avy agny an-dagnitry ho ame tany teo anolohan'e olo.\v 14 Tame alalan'e famantaragny da nomegny alalagny agnano an'zany, namitaky an'ireo zay mipetraky ambonin'e tany zany. Nizaka tamindreo zany mba hanambôtry sary ho voninahitry gne bibi-dia zay voaratran'e sabatry nefa velogny

1
13/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Napetraky asiagny aigny gne sarin'e bibi-dia mba ahafahagn'e sary mizaka sady zay rehetra tsy magneky mandadilady ame bibi-dia da novonoigny. \v 16 Nanery e tsikirairaiky avakoa zany,na gne kely na gne zakabe, na gne manan-karegny, na gne mahantra, na gne tsy andevo na gne andevo,da mandray gne mariky eo ame tanagny an-kavanagny na eo ame andrigny.\v 17 Tsy hisy ologny mahazo mividy na mivarotry mandrapazahoany gne mariky gne bibi-dia, zany da e isan'e fanehoagny gne agnarany.

1
13/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Izany da mitaky fahendregny. Raha misy ologny manan-tsaigny, aoky izy hagnisa e isan'e bibi-dia. Fa zany da isan'e ologny. Zany isa zany da 666.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
18/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'io raha io da nahita hafa zay nidigny latan-dagnitry iao. Nanagny fahefagny zakabe izy, sady namirapiratry nohon'e voninahitriny gne tany.\v 2 Nikiaky tame feo mafy izy, nizaka hoe: " Lavo, lavo e Babilona zakabe! Nanjary toeragny fipetrahan'e demony, sady fialofagny ho an'e vorogny maloto, sady fialofagny ho an'e vorogny maloto sy mampadikidiky agnaby. \v 3 Fa gne firenena agnaby da nisitro gne divain'e fitondran-tegna malotony. E mpanjakan'e tany da nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. E mpivarotry gne tany da tona mpanan-karena tamin'e fomba fiainany arak'e nofo."

1
18/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
d\v 4 Avy eo da naregny feo hafa latan-dagnitryiao, nizaka hoe: "Melà amin'azy ry oloko, mba tsy hizarany fahotagny ao aminareo, ary mba tsy azahoanareo e lozany.\v 5 Efa nilagnona akô gne ahavon'e ahavon'e lagnitry gne fahotany, sady Andriamanitry mahatsiaro e asa ratsiny. \v 6 mamalia an'azy akô gne namalian'e hafa, sady valio avo roy heny zay efa vitany; tao ame kapoaky izay efa nofenoiny, da fenoy avo roy heny ho an'azy.

1
18/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Akô izy nagnome voninahitry gne tegnany sady niaigny tame tsy fiafiagny, omeo an'azy gne fampijaliagny sy gne alahelo sahaza an'azy. F'izy nizaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetraky akô gne mpanjaka viavy iao. Tsy maty vady iao, sady tsy nisaogny mandrakizay.' \v 8 Noho zany da ho avy ame andro raiky e areti-mandringagny: gne fahafatesagny, gne fisaonagny, da gne mosary. Ho main'e afo izy, Fa gne tompo Andriamanitry da mahery, ary izy gne mpitsara an'azy. "

1
18/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 E mpanjakan'e tany zay nijangajanga sady nadeha tsy am-pieritreretagny niaraky tamin'azy da hitomagny sady handadilady eo anatrehany refa hahita gne setroky gne fahamaizany indreo. \v 10 Hijoro lavitry indreo, hatahotry gne fijaliany, hijaka hoe: "Loza, loza ho an'izay tanàna lehibe, Babilona, ilay tanàna mahery, fa ame lera raiky daho avy gne sazin areo."

1
18/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 E mpivarotry gne tany da nisaogny ho an'azy, satria tsy nisy ologny niady varotry ho azy koa- \v 12 varotry volamena, volafotsy,vato sarobidy, firavaky, lamban-drongony tenatsara, volomparasy, landy, mena, e karazagny kakazo ala, gne fanaka ivoara, gne fanaky agnaby vita avy ame kakazo sarobidy, varahigny, vy, marbra, \v 13 kanelina, zava-manitry, ditin-kazo, miora, hanitry, divay, menaky koba tsara toto, vary, biby fiompy, ary ondry, soavaly sy kalesy, e andevo sy fanahin'olo.

1
18/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne vokatry zay tenao tame herinao aby da hiala aminao. gne entanao lafo vidy sy ireo mamirapiratry da nanjavogny, ary tsy ho hita koa mandrakizay.

1
18/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne mpivarotry e entagny zay tonga mpanan-karegny noho izy da hiala amin'azy lavitry nohon'e fatahoragny gne fijaliagny, hitomagny sy hisaogny mafy. \v 16 Hizaka indreo hoe: "Loza, loza ho an'e tanàgny zakabe zay niakanjo tame lamban-drongony tena tsara, volomparasy, da mena, sady noravahagny tame volamena, firavaky sarobidy, da vatosoa!\v 17 Agnatin'e lera raiky da ho foagny izany haregny rehetra zany. "E kapitenin-tsambo agnaby, e mandeha egny ambony ranomasigny rehetra,tantsambo, da e rehetra mipetraky ambony ranomasigny, da hijoro alavitry.

1
18/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nikiaky indreo raha vao nahita an'e setroky fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanàgny ino gn'akô gne tanàgny zakabe?"\v 19 Nanipy vovoky tegny an-dohany izy, ary nikiaky mafy, nitomagny, sady nisaogny, nagnano hoe: "Loza, loza ho an' e tanàgny zakabe zay nisy an'ireo rehetra nanagny e sambo an-dromasigny gne tonga mpanan-karegny avy ame harenany. Fa tagnaty lera raiky da simba zany. " " \v 20 Mifalia amin'azy, ry lagnitry, anareo mpino, apôstôly, da mpaminany, fa Andriamanitry nitondra gne fitsaranareo tamin'azy!"

1
18/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Anjely mahery raiky nagala vato zakabe sady nanipy zany tan-dranomasigny, sady nizaka hoe: " am'zany, Babilona, e tanàgny zakabe, harodagny arahigny herisetra, sady tsy ho hita koa.\v 22 E feo namboarin'ireo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoky sodigny, sy trompetra da tsy ho regny ao aminao koa. E mpagnano asa-tagnany isan-karazagny da tsy hita ao aminao koa. Tsy hisy feon'e vato fikosoham-bary ho regny koa eo aminao.

1
18/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 E fahazavan'e jiro, da tsy hamirapiratry ao aminao koa. E feon'e mpampakatry sy ampakarigny da tsy ho regny aminao koa, fa gne mpivarotrareo gne andrian'e tany, sady e firenegny da voafitaky tame famosavinareo. \v 24 T'amin'azy gne nahitagny gne ràn'e mpaminany, sy e mpino, da e ràn'e marobe voavono teto an-tany."

1
18/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 18

1
19/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Taorian' io raha io da naregny zay akô gne feo mafin'e fokonolo maro isa tagny an-dagnitry iao nagnano hoe: "Aleloia. E famonjegny, e voninahitry, da e hery da an'Andriamanitsika. \v 2 E fitarany da marigny sy mahitsy, fa nitsara gne mpivaro-tegny zakabe zay nagnaratsy gne tany tame fijangajangany izy. Namaly faty gne ràn'e mpanompony, izay nalatsakiny izy. "

1
19/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nizaka fangnidroiny indreo hoe: "Aleloia! Gne setroky da miakatry avy amin'azy mandrakizay doria." \v 4 E lohologny efatry amby roapolo da gne raha managn'aigny efatry da nandadilady sady nanampo an'Anandriamanitry zay nipetraky teo ame seza fiandrianagny. Hoy indreo: "Amena. Aleloia!"

1
19/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Da nisy feo nibôky avy tamin'e seza fiandrianagny, nanagno hoe: "Derao Andiamanitsika, anareo marobe mpanompony, anareo zay matahotry an'azy, na gne tsy manan-danja na gne mahery."

1
19/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Da naregny zay akô gne feon'e olo maro isa, akô gne firondrohonan'e rano maro, sady akô gne filatsahan'e kotroky mafy aho, nagnano hoe: "Aleloia! Fa manjaka gne Tompo, Andriamanitry zay manapaky ame raha agnaby.

1
19/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Aoka isika hifaly da ho ravoravo sady hagnome voninahitry an'Azy satria avy gne fampakaram-badin'e Zanak'ondry, sady gne nampakariny efa niomagny.\v 8 Nomegny alalagny hisikigny lamba rongony mamiratry sady madio izy" (fa gne lamba rongony da gne asa marin- dreo olo-masigny).

1
19/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 E anjely nizaka taminà hoe: "Soraty zao: " Sambatry indreo zay nasaigny tame fampakaram-badin'e Zanak'ondry. Nizaka taminà koa izy hoe:" Ireo da teny marin'Andriamanitry." \v 10 Nandadilady teo ame tongotriny mba hanompo an'azy iao, fa hoy izy taminà: "Aza manao zao! Iao da mpiara manompo aminao sady e rahalànao zay mitazogny gne fijoroagny vavolombelogny momba an' i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitry, fa e fijoroagny vavolombelogny momba zn'i jesosy da gne fanahy faminanihagny."

1
19/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da nahita gne lagnitry nisokatry iao sady nagnety ka nisy soavaly fotsy. E mpitaingigny zany da natsovagny hoe mahatoky sady marigny. Amin'e fahamarinagny gne hitsarany sady hiadiany. \v 12 E masony da akô gne lelan'afo, sady eo ame lohany misy satro-boninahitry maro. Managny agnaragny voasoratry eo amin'azy zay tsy misy mahafantatry afa-tsy izy avao izy.\v 13 Misikigny akanjo lava zay nitsoboka tame rà izy, ary gn'agnarany da antsovagny hoe ny Tenin'Andriamanitry.

1
19/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 E tafiky gne lagnitry da nagnaraky an'Azy tame soavaly fotsy, misikigny lamba rongony, fotsy sady madio. \v 15 Avy ao ame vavany gne mivoaky e sabatry maragnitry zay am'zany gn'amelezany e firenegny, sady hanapaky andreo ame tehigny vy izy. Magnitsaky ao ame famiazan'e fahaviniran'e fahatezeran'Andriamanitry Tsitoha izy. \v 16 Managny agnaragny voasoratra eo ame sikigny lavany eo ame feny izy hoe: "Mpanjakan'e mpanjaka sady Tompon'e tompo."

1
19/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Nahita anjely nitsangagny teo ame masoandro aho. Nangaiky tame feo mahery e voro manidigny ambony rehetra izy hoe: " Avia, miangòna ho an'e fety zakaben'Andriamanitry. \v 18 Avia ihinagny gne nofon'ireo mpanjaka, e nofon'e mpitari-tafiky, gne nofon'e lelà mahery, e nofon'e soavaly da gne mpideba an'zany, da gne nofon'e lelà rehetra, gne afaky sy gne andevo, gne tsy manan-danja da gne mahery."

1
19/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nahita bibi-dia da e mpanjakan'e tany niaraky tame tafik'andreo iao. Niangona indreo mba hiady ame raiky zay mideba e soavaly sy ame tafiny.\v 20 Voasambotry e bibi-dia sady niaraky tamin'azy gne mpaminany sandoky izay nagnano ireo famantaragny teo anatrehany. Tamin'io famataragny io e namitahany ireo zay nandray e mariky gne bibi-dia da ireo zay nanompo gne sariny. Izy roy ireo da natsipy velogny t'agnaty farihin'afo mirehitry solifara.

1
19/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 E ambin-dreo da novonoigny tame sabatry zay nibôky gne vavan'e raiky zay nideba gne soavaly. E vorogny agnaby nihinagny gne nofo mangatsiakandreo.

1
19/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 19

View File

@ -2,6 +2,7 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
@ -11,6 +12,9 @@ This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](htt
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> cfb51e5d43f0be2b79f0f434e5afef72fdd56f4c
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 323903c49e210569284d9455a48654c8432802a3
### You are free to:
@ -35,9 +39,12 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 57c4f3fa0def5e231c52c5c0951c2c758a7da877
=======
>>>>>>> cfb51e5d43f0be2b79f0f434e5afef72fdd56f4c
=======
>>>>>>> 323903c49e210569284d9455a48654c8432802a3

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123",
"MAD125"
"MAD125",
"MAD126"
],
"finished_chunks": [
"21-title",
@ -86,6 +87,77 @@
"22-14",
"22-16",
"22-17",
"22-18"
"22-18",
"02-06",
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"02-16",
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-24",
"02-26",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-08",
"04-title",
"04-01",
"04-06",
"04-07",
"04-09",
"04-04",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-05",
"09-07",
"09-10",
"09-16",
"09-13",
"09-18",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"09-20",
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-13",
"13-15",
"13-18",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-07",
"18-09",
"18-11",
"18-14",
"18-15",
"18-18",
"18-21",
"18-23",
"19-title",
"19-01",
"19-05",
"19-06",
"19-07",
"19-09",
"19-11",
"19-14",
"19-17",
"19-19",
"19-21",
"19-03",
"05-06",
"05-08",
"05-09",
"05-11",
"05-13"
]
}