plt-x-antaifasy_rev_text_reg/06/15.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 15 Avy eo gne mpanjakan'e tany izy ame olo manan-danja, izy am'ireo jeneraly, gne mpanakaregny, gne mahery, sady gne hafa agnaby, andevo izy ame afaky, nifiny tagnatin'e lava-bato da tam'ireo vatolampin'e vohitry.\v 16 Nizaka tam'ireo vohitry izy am'ireo vatolampy indreo hoe: "mitolà aminay! afinio ame tarehan'e raiky izay midoboky eo ame seza fiandrianagny izy ame fahavigniran'e Zanak'ondry iay.\v 17 Fa avy gne andro zakaben'e fahavignirandreo. Ia gne hahavita hiaritry?