plt-x-antaifasy_rev_text_reg/08/06.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 6 Gne anjely fito izay nanagny gne trompetra fito da niomagny hitsioky an'izany.\v 7 Nitsioky gne trompetrany gn'anjely voalohany, sady nisy havandra izy ame afo mifangaro rà. Natsipy tety an-tany izany mba ho may gne ampahatelon'izany, may gne ampahatelon'e kakazo, da may agnaby gne ahitry. (Fagnamarihagny: Gne sasany am'ireo dikan-teny taloha da mangala gne: "mba ho may gne ampahatelon'izany.")