plt-x-antaifasy_rev_text_reg/01/01.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 1 ty gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry an'Azy hagnaboahagny andreo mpanompony gne raha tsy maintsy hiboaky. Nampafantariny izany tame gn'alalan'e fandefasagny gn'anjeliny ho an'i Jaona mpanompony . \v 2 Jaona da nagnamarigny gne mom an'e zakan'Andriamanitry izy am'ireo fijoroagny vavolombelogny mahakasiky an'i Jesosy Kristy, izy am'ireo raha hitany agnaby.\v 3 sambatry izy izay mamaky ame feo ambony, sady izay miteno gne zakan'izany faminaniagny izany, da izay mitandrigny gne voasoratry ao amin'azy, sartia efa marìny e fotoagny.