|
\v 5 Gne raiky izay maharesy da ho ampiakanjoigny fotsy, sady tsy hamafa gn'agnarany ao ame bokin'e Fiainagny mihitsy Iao, sady hizaka gn'agnarany eo agnatrehan'e Raiko, izy am'ireo anjeliny.\v 6 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'e Fagnahy ame fiangonagny."" |