Sun Nov 17 2019 17:41:39 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:41:40 -08:00
commit 336e8f56f9
43 changed files with 95 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Paoly mairaka amin'i Timoty, mpanompon'i Jesôsy Kristy, ho an'ny zegny voatokana ho an'ny Jesôsy Kristy zegny any Filipy, miaraka amin'ny mpiandraikitra miaraka amin'ny diakona. \v 2 Enga anie ka ho aminareo ny fahasoavana mban'ny fiadanana avy amin'Adriamanitra Iabantsena miaraka amin'i Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Misaotra an'Andriamanitrako amin'ny fahatsiarovako anareo aho. \v 4 Amin'ny fivavahako ho anareo marobe, de amin'ny fifalena fezay no angamboarako ny fivavahako. \v 5 Misaotra anareo aho amin'ny firaisanareo amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalohany ka de hatramin'izao. \v 6 Mahatoky an'ny raha io aho, fa Izy de nanomboka ny asa tsara taminareo ka hagnantareka an'io hatramin'ny andron'i Jesosy Kristy.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa tsara aminaha ny mahatsapa raha karan'izany amin'ny momba nareo marobe satria anareo agnatin'ny foko. Anareo marobe io de mpiara-miasa taminaha tamn'ny fahasoavana na tamin'ny figadrako sady tamin'ny fiarovako ndre tamin'ny fagnamafisana ny filazantsara. \v 8 Fa Andriamanitra de vavolombelognako, fa manigna anareobe aho amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesôsy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sady izaho de mivavaka an'ity: mba hitombo fezay ny fitiavanareo amin'ny fahalalana mban'ny fahazavan-tsagna marobe. \v 10 Mivavaka an'izany aho mba hagneky an'ny ndregny tena tsara anareo, mba ho tso-po sady tsy hanan-tsigny anareo amin'ny andron'i Kristy. \v 11 Mivavaka koa aho mba ny ho fenon'ny vokatrin'ny fahamarinana avy amin'ny Jesôsy Kristy anareo, ho voninahitra sady fideranana an'Andriamanitra.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sady teko fantanareo, ry rahalahy, fa zegny raha niseho taminaha de niasa ho amin'ny fampandrosoana ny filazantsara tegnany. \v 13 Vokany de, ny fatotrako tamin'i Kristy de nibaribary be nagneragnan'ny mpiambinan'ny lapa marobe mban'ny olona hafa. \v 14 Ny ankamarozan'ny rahalahy de managna fahatokisana agnonabe amin'ny Tompo avy amin'ny fatotrako, sady nasahy magnambara tsisy fatahorana ny zakany iary zareo.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ny sanagny aza de nitory an'i Kristy amin'ny felognana mban'ny fifandirana tegnany, ny hafa ndreka koza de amin'ny sitrapo tsara. \v 16 Ny farany de magnano an'izany amin'ny fitiavana, fantatr'iary zareo fa nametrahana anaha eto de mba ho ferovana ny filazantsara. \v 17 Fa io voalohany io de mitory an'i Kristy amin'ny fitiavan-tegna, fa tsy tso-po. Iary zareo io de mieritreritra ny hagnakorontagna anaha na de mbola mifatotra aho.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 De ino arika? Amin'ny fomba marobe, ndre amin'ny fihatsaram-belatsihy ndre amin'ny fahamarinana, Kristy no toriana, sady faly amin'izany aho. Aika, tena faly aho, \v 19 fa fantako fa izany de hefara amin'ny fanafahana anaha avy amin'ny vavakanareo mban'ny Fanahin'i Jesôsy Kristy.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Azoko antoka fa ny fandigniasako be no tsy hamegnatra anaha mihitsy, sady mbola amin'ny fahasahena aby koa, amin'izao de karan'ny taloha, de hisandratra amin'ny tegnako Kristy, ndre amin'ny fiaignana ndre amin'ny fahafatesana. \v 21 Aminaha ny miaigna de Kristy sady ny hoe maty de tombony.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa ndreka miaigna amin'ny nofo aho, de midika mahavokatra ho anaha izany. Nefa ino no ho fidiako? Ts fantako. \v 23 Fa voatery be agnelagnelan'izy roy aho. Ny fagniriko de andeha sady hiaraka amin'i Kristy, ny tena tsara lavitra, \v 24 nefa mipetraka amin'ny nofo de ilaina ambonin'ny anareo.

1
01/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Tapa-kevitra amin'izany aho, de fantako fa hipetraka sady hanohy aminareo hiaraka aminareo marobe ao, handeha amin'ny fandrosoana mban'ny fifalena amin'ny finoana anareo. \v 26 Mba ho aminaha de afaka hirehareha amin'i Kristy Jesôsy anareo ndreka mierigna aminareo ndreka aho. \v 27 Manàgna fitondran-tegna amin'ny fomba mifagnaraka ny filazantsara an'i Kristy, ka na tonga aho hizaha anareo ndre tsy eo, de afaka haregny momba anareo, fa mijoro mafy amin'ny fangahy raika anareo, amin'ny saigna raika miara-miezaka ho an'ny finoana ny fizantsara.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 De aza mety ampatahorin'ny fahavalonareo, marikan'ny fahapotehan'iary zareo izany, fa marikan'ny famonjenanareo koza _ sady izany de avy amin'Andriamanitra. \v 29 Izany de nomena anareo, ho an'i Kristy, tsy hoe mba hinôna an'Azy fotsiny, fa hijalena ho an'Azy my koa, \v 30 fa anareo de managna ady mitovy amin'izay hitanareo taminaha, de zegny regninao aminaha amin'izao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filipiana Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 2 \v 1 Ndreka misy fampaherezana amin'i Kristy, ndreka misy fampiononana avy amin'ny fitiavany, ndreka misy firaisana amin'ny Fagnahy, ndreka misy famindrampo be mban'ny fiantrana, \v 2 de fenoy fifalena amin'ny fisaignana karan'izany, amin'ny fanagnana fitiavana mitovy, amin'ny firaisana am-pagnahy, sady amin'ny fanagnana tanjogna mitovy.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Aza magnano ndre ino ndre ino amin'ny fitiavan-tegna na fagnambonian-tegna fezay. Fa amin'ny fanentren-tegna koza de mitsinjova ny sanagny ambonin'ny tegnanareo. \v 4 Fa tsy tokony hiaragna zegny mahasoa ny tegnany fotsiny anareo tsitokantokana, fa mba ny mahasoa ny sanagny my koa.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Magnamboara kara ny fisaignana tamin'i Kristy Jesôsy my koa. \v 6 Fa efa nisy karan'ny endrik'Andriamanitra Izy, fa tsy nieritreritra ny fitovizany amin'Andriamanitra zany ho raha hfikirana Izy. \v 7 Ny mifanohitra amin'izany, nofoagnany tegnany. Nangala ny endrikan'ny mpanompo Izy. sady hita mitovy tamin'olombelona Izy. \v 8 Nanetry tegna Izy sady nanjary mpakanto hatramin'ny fahafatesana, de ny fahafatesan'ny hazofajalena!

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Noho izany de nasandran'Andriamanitra ambony de ambony my koa Izy. Nomeny agnarana ambonin'ny agnarana marobe Izy. \v 10 Namboarin'izany mba ho amin'ny agnaran'i Jesôsy no handohalihaka marobe, ny lohalikanareo zegny an-danitra mban'ny ety an-tany de ny ambanin'ny tany. \v 11 Namboarin'io mba hagneken'ny lela marobe fa i Jesôsy Kristy de Tompo, mba ho voninahitr'Andriamanitra Iaba.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany, ry malalako, kara ny agnekenareo fezay, tamin'ny fagnatrehako fotsiny, fa ambony lavitra aza amin'izao ndreka tsy eo aho, de asehoy amin'ny tahotra sy horohoro famonjena anareo. \v 13 Satria Andriamanitra de miasa aminareo mba ho vonon-kagnano sady hiasa ho an'ny fifaleny anareo.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 De amboary tsy am-pimognomognonana na amin'ny fiadian-kevitra ny raha marobe. \v 15 Magnamboara karan'izany mba hanjary ho zanak'Andriamanitra tsisy sady marina, tsisy takaitra anareo. Miàsa karan'izany hampamirapiratra anareo karan'ny fahazavana amin'izao tontolo izao, am-pivonan'ny taranaka meloka sady maditra. \v 16 Mifikira mafy amin'ny Zakan'ny fiaignana mba hanagnako antony hireharehako amin'ny andron'i Kristy. Fa amin'izany de hofantako fa tsy ho very maigna ny nihazakazahako sady tsy ho very maigna koa ny niasako.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa ndre de atao rakitra amin'ny sorogna mban'ny fanompoam-pinoana aza aho, de mifaly my, sady miara-mifaly aminareo marobe aho. \v 18 Sady karan'izany my koa hifalenareo, sady miaraka faly aminaha anareo.

1
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa magnantegna amin'i Tompo Jesôsy aho fa hagnandefa an'i Timoty malaky agny aminareo, mba hahery my ko aho ndreka fantako ny raha mikasika anareo. \v 20 Fa ts managna olona hafa mitovy toe-tsaigna amin'azy aho, zay tena magnahy anareo. \v 21 Fa izy marobe de miaragna ny tombotsoany, fa tsy rahan'i Jesôsy Kristy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa fantanareo ny fahatsarany, satria karan'ny zaza manompo an'i abany, ny nanompoany niaraka taminaha tamin'ny filzantsara. \v 23 Ka magnantegna ny hagnandefa an'azy aho na vô hitako hoe magnano akory ny fandehan-draha aminaha aty. \v 24 Fa matoky ny Tompo aho fa tonga agny malaky koa ny tegnako.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 fa izaho mieritreritra hoe ilaina my koa ny mampierigna an'i Epafrodito aminareo. Ralahiko izy sady mpiara-miasa de mpiara-miady, sady mpitondra ny hafatranareo izy agnisan'ny mpiasa ilaiko koa. \v 26 Fa voan'ny fijalena mafy izy, sady te hiaraka aminareo marobe izy, satria regninareo fa narary izy. \v 27 Sady tena narary tegnany izy ka seky maty. Namindra fo tamin'ny Andriamanitra, sady tsy tamin'azy raika fotsiny, fa taminaha koa, mba tsy hanagnako alahelo tafahôtra.

1
02/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ka de amina fasahena maro be ny hagnadefasako an'azy, ka ndreka hahita an'azy ndreka anareo de mba hifaly ka ndre zaho de ho afaka amin'ny fagnahiako. \v 29 Reso amin'ny Tompo Epafrodito mban'ny fifalena marobe. Hajay ny olona karan'azy. \v 30 Fa ho an'ny asan'ny Kristy no nagnekekezany n fahafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana anaha mba hagnatanterahany zegny tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompoana taminaha.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filipiana Toko Faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 Farany, ry rahalahy, mifalia amin'nyTompo.Tsy anahiragna anaha mintsy ny angerigna anoratra an'io raha io ho anareo. Io zavatra io de hiaro anaraeo. Tandremo tsara amin'ny amboa. \v 2 Mitandrema my koa amin'ny mpagnano ratsy. Ao my Koa ny olona misy tsigny. \v 3 Fa antsena de voafora . Sady manompo amin'ny Fanahin'Andriamanitra my koa. Sady antsena de mirehareha amin'i Kristy Jesosy, tsy mitoky amin'ny nofo.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ndre izany aza, izaho tegnako my de afaka mitoky amn'ny nofo. Na misy olona mihevitra fa izy de managna fahatokisana amin'ny nofo, afaka magnano mihôtra ambonin'izany aho. \v 5 Noforaina tamin'ny andro fahavalo aho, teraka tamin'ny vahoakan'ny Israely, tamin'ny fokon'ny Benjamina, Hebreo tamin'ny Hebreo io aho; magnaraka ny lalàna, de Fariseo aho.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tamin'ny fahazotom-po, de nagnanjaka ny fengonana aho; Na amin'ny fahamarinana amban'ny lalàna, de tsy nanan-tsiny aho. \v 7 Fa ndre ino ndre ino tombony ho anahan de niresiko kara fatiantoka izany avy amin'i Kristy.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny tena marina mako, nataoko ho faty antoka aby ny raha marobe avy amin'ny halebiazan'ny fahalalana an'i Kristy Jesôsy Tompoko. Avy amin'Azy de nareko ny raha marobe. Eritreretiko ho fako izany mba hahazoako an'i Kristy \v 9 sady ho hita amin'Azy aho. Tsy managna fahamarinana ho an'ny tegnako avy amin'ny lalàna aho. Fa, managna fahamarinana koza zegny avy tamin'ny finoana an'i Kristy aho, fahamarinana avy amin'Andriamanitra zegny mifototra amin'ny finoana. \v 10 Ka amin'izao de te hahalala Azy mban'ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty mban'ny fiombonana amin'ny fijalena aho. Te hiova amin'ny Kristy aho mba hitovizana amin'ny fahafatesany, \v 11 mba hatonga anaha hatsapa ny fitsanganana amin' ny maty.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tsy marina fa efa nandray an'ny raha marobe io aho, na hoe tonga lafatra aho. Fa magnano zegny azoko atao aho mba handrombaka ny nandrombahan'i Kristy Jesôsy anaha. \v 13 Ry rahalahy, tsy tagnatin'ny saignako fa hoe ny tegnako de efa nandrombaka an'izany. Fa misy raha raika: afara agny de adignoiko izany de atao zegny hatonga anaha ho aloha eo fezay. \v 14 Ataoko zegny hatratrarako ny tanjognako amin'izay mahazo lokan'ny antso avy ambony avy amin'Andriamanitra amin'i Kristy Jesôsy.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Antsena marobe zegny matotra, ndao mba hieritreritra karan'izany; sady na misy eritreritra hafa momba ny raha maro be, de ho atoron'Andriamanitra aminareo my koa izany. \v 16 Nefa, ndre ino ndre ino de efa trantrantsena, ndao hifikitra amin'izany.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Alainareo tahaka aho, ry rahalahy. Diniho akeky zegny mandeha karan'ny ohatra zegny hitanareo aminay. \v 18 Maro ny mandeha _ zegny efa nizaikaiko anareo matetika, sady amin'izao de mizaka aminareo amin'alahelo aho _ karan'ny fahavalon'ny hajofijalen'i Kristy. \v 19 Fagnapotehina ny fiafaran'iary zareo. Ny kibony no andriamaniny, sady fireharehan'iary zareo de amin'ny fahamegnarany. Ny rahan'izao tontolo izao no agnatin'ny lohan'iary zareo.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa agny an-danitra ny fanjakantsena, zay hiandrasantsena Mpamonjy my koa, de ny Tompo Jesôsy Kristy. \v 21 Izy de hagnova ny vatagnantsena zegny malemy mba ho vatagna mitovy amin'ny vatagny feno voninahitra, zay namborina tamin'ny herin'ny fahefany mba hampagneky ny raha marobe amin'ny tegnany.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filipiana Toko Faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Amin'izany anareo rahalahy teko sady mahamanigna anaha, fifaleko sady satr-boninahitrako, amin'izany mijoroa tsara amin'ny Tompo, ry akamako malala. \v 2 Mengavy an'i Eodia aho, sady mengavy an'i Syntyke, miresa saigna aimn'ny Tompo. \v 3 Sady, mangataka aminao my koa aho, ry akamako raika zioga: Tahio ny viavy io. Satria iary zareo de niaraka niasa taminaha tamin'ny fagnamparitahana ny Filazantsara niaraka tamin'i Klemanta sy ny akamana tavela mpiara-miasa aminaha marobe, zegny efa ao amin'ny Bokin'ny Fiaignana ny anaran'iary zareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Mifalia fezay amin'ny Tompo. Zakaiko my , mifalia. \v 5 Aleo ho fantan'ny olon maro be ny fahatsoram-ponareo. Efa akeky ny Tompo. \v 6 Aza magnahy ndre amin'ino ndre amin'ino. Fa, amin'ny raha maro be koza avy amin'ny vavaka mban'ny fangatahana, miaraka amin'ny fisaorana, aleo ny fangatahanareo ho fantan'Andriamanitra. \v 7 Sady ny fiadanan'Andriamanitra, zay ambonin'ny fahalalana marobe, hiaro ny fonareo mban'ny fisaignanareo aro be amin'ny Kristy Jesôsy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Farany, ry rahalahy, ndre ino ndre ino marina, ndre ino ndre ino manan-kaja, ndre ino ndre ino manan-drariny, ndre ino ndre ino madio, ndre ino ndre ino matsatsara, ndre ino ndre ino nizakaina fa tsara; na misy ndre ino ndre ino tena tsara, na misy ndre ino ndre ino tokony ho deraina, de mandiniha an'ny raha maro be io. \v 9 Ny raha zegny nenaranareo de niresinareo de regninareo sady hitanreo taminaha, ataovy ny raha io, sady ny Andriamanitry ny fiadagnana hiaraka aminareo.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mifalia fatratra amin'ny Tompo aho satria navaozinareo my amin'izao ny fiheveranareo anaha. Efa nandinika anaha tegnany anareo taloha, fa tsisy fahafahana ho anareo mba hagnampy. \v 11 Tsy mizaka an'izany aho satria agnatin'ny tsy fahampiana. Fa efa nianatra ny hifaly amin'ny zegny toetran-draha miseho maro be aho. \v 12 Fantako ny hoe sahiragna sady fantako koa ny hoe manam-be. Amin'ny fomba maro be mban'ny ami'ny raha maro be de nianatra ny tsiamabarantelon'ny fihiananam-be mban'ny mosary aho, sady ny hoe manam-be mban'ny hoe agnatin'ny fagnampiana. \v 13 Afaka magnano ny raha maro be aho avy amin'ny mmampahery anaha.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nefa, anareo de nagnano tsara taminaha my tamin'ny fasahiragnako. \v 15 Sady anareo Filipiana mafantatra fa tamin'ny fiandohan'ny filanzantsara, ndreka nenga tany Makedonia izaho, de tsisy fengonana nanohagna anaha na mahakasika fagnomezana mban'ny fandresana afa tsy anareo raika my. \v 16 Na tamin'izao tagny Tesalonika aza de nagnandefa fagnampena ho an'ny ndregny nilaiko nihôtra ny indraika mandeha anareo. \v 17 Tsy hoe miaragna fagnomezana izaho. Fa, de mba miaragna koza ny vokatra zegny mampiakatra ny voninahitrareo aho.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nandray ny raha maro izaho, sady managna maro. Fa feno aho. Voraiko avy tamin'ny Epafrodito aby ny raha avy aminareo. Io de hanitra manim-pofogna, zegny rakitra azo ekena sady ankasitrahan'Aandriamanitra. \v 19 Sady ny Andriamanitrako hameno zegny raha maro ilainareo magnaraka ny harenan'ny voninahitrany amin'ny Kristy Jesôsy. \v 20 Sady ho an'Andriamanitra Abantsena ane ny voninahitra mandrakizay doria. Amena

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Mangnmboara veloma an'ny mpino maro be amin'ny Kristy Jesôsy. Ny rahalahy zegny miaraka aminaha de magnano veloma anareo. \v 22 Ny mpino maro be zegny eto magnano veloma anareo, indrindra ma fa zegny avy amin'ny ankohonan'i Kaisara. \v 23 Ny fahasoavan'ny Tompo Jesôsy Kristy ane ho amin'ny fagnahinareo. [Fagnamarihana: Misy fandikana sanagny magnampy hoe: "Amena."]

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filipiana Toko Faha 4

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -25,5 +26,12 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 166a996adb0ad806f98fd054993345541b4545ca
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).

View File

@ -32,6 +32,50 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-07",
"01-09",
"01-12",
"01-15",
"01-18",
"01-20",
"01-22",
"01-25",
"01-28",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-09",
"02-12",
"02-14",
"02-17",
"02-19",
"02-22",
"02-25",
"02-28",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-12",
"03-15",
"03-17",
"03-20",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-08",
"04-10",
"04-14",
"04-18",
"04-21"
]
}