-x-antambahoaka_php_text_ulb/03/17.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 17 Alainareo tahaka aho, ry rahalahy. Diniho akeky zegny mandeha karan'ny ohatra zegny hitanareo aminay. \v 18 Maro ny mandeha _ zegny efa nizaikaiko anareo matetika, sady amin'izao de mizaka aminareo amin'alahelo aho _ karan'ny fahavalon'ny hajofijalen'i Kristy. \v 19 Fagnapotehina ny fiafaran'iary zareo. Ny kibony no andriamaniny, sady fireharehan'iary zareo de amin'ny fahamegnarany. Ny rahan'izao tontolo izao no agnatin'ny lohan'iary zareo.