-x-antambahoaka_php_text_ulb/01/03.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 3 Misaotra an'Andriamanitrako amin'ny fahatsiarovako anareo aho. \v 4 Amin'ny fivavahako ho anareo marobe, de amin'ny fifalena fezay no angamboarako ny fivavahako. \v 5 Misaotra anareo aho amin'ny firaisanareo amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalohany ka de hatramin'izao. \v 6 Mahatoky an'ny raha io aho, fa Izy de nanomboka ny asa tsara taminareo ka hagnantareka an'io hatramin'ny andron'i Jesosy Kristy.