-x-antambahoaka_php_text_ulb/02/09.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 9 Noho izany de nasandran'Andriamanitra ambony de ambony my koa Izy. Nomeny agnarana ambonin'ny agnarana marobe Izy. \v 10 Namboarin'izany mba ho amin'ny agnaran'i Jesôsy no handohalihaka marobe, ny lohalikanareo zegny an-danitra mban'ny ety an-tany de ny ambanin'ny tany. \v 11 Namboarin'io mba hagneken'ny lela marobe fa i Jesôsy Kristy de Tompo, mba ho voninahitr'Andriamanitra Iaba.