-x-antambahoaka_php_text_ulb/04/10.txt

1 line
636 B
Plaintext

\v 10 Mifalia fatratra amin'ny Tompo aho satria navaozinareo my amin'izao ny fiheveranareo anaha. Efa nandinika anaha tegnany anareo taloha, fa tsisy fahafahana ho anareo mba hagnampy. \v 11 Tsy mizaka an'izany aho satria agnatin'ny tsy fahampiana. Fa efa nianatra ny hifaly amin'ny zegny toetran-draha miseho maro be aho. \v 12 Fantako ny hoe sahiragna sady fantako koa ny hoe manam-be. Amin'ny fomba maro be mban'ny ami'ny raha maro be de nianatra ny tsiamabarantelon'ny fihiananam-be mban'ny mosary aho, sady ny hoe manam-be mban'ny hoe agnatin'ny fagnampiana. \v 13 Afaka magnano ny raha maro be aho avy amin'ny mmampahery anaha.