-x-antambahoaka_php_text_ulb/04/04.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 4 Mifalia fezay amin'ny Tompo. Zakaiko my , mifalia. \v 5 Aleo ho fantan'ny olon maro be ny fahatsoram-ponareo. Efa akeky ny Tompo. \v 6 Aza magnahy ndre amin'ino ndre amin'ino. Fa, amin'ny raha maro be koza avy amin'ny vavaka mban'ny fangatahana, miaraka amin'ny fisaorana, aleo ny fangatahanareo ho fantan'Andriamanitra. \v 7 Sady ny fiadanan'Andriamanitra, zay ambonin'ny fahalalana marobe, hiaro ny fonareo mban'ny fisaignanareo aro be amin'ny Kristy Jesôsy.