-x-antambahoaka_php_text_ulb/03/04.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 4 Ndre izany aza, izaho tegnako my de afaka mitoky amn'ny nofo. Na misy olona mihevitra fa izy de managna fahatokisana amin'ny nofo, afaka magnano mihôtra ambonin'izany aho. \v 5 Noforaina tamin'ny andro fahavalo aho, teraka tamin'ny vahoakan'ny Israely, tamin'ny fokon'ny Benjamina, Hebreo tamin'ny Hebreo io aho; magnaraka ny lalàna, de Fariseo aho.