-x-antambahoaka_php_text_ulb/04/01.txt

1 line
549 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Amin'izany anareo rahalahy teko sady mahamanigna anaha, fifaleko sady satr-boninahitrako, amin'izany mijoroa tsara amin'ny Tompo, ry akamako malala. \v 2 Mengavy an'i Eodia aho, sady mengavy an'i Syntyke, miresa saigna aimn'ny Tompo. \v 3 Sady, mangataka aminao my koa aho, ry akamako raika zioga: Tahio ny viavy io. Satria iary zareo de niaraka niasa taminaha tamin'ny fagnamparitahana ny Filazantsara niaraka tamin'i Klemanta sy ny akamana tavela mpiara-miasa aminaha marobe, zegny efa ao amin'ny Bokin'ny Fiaignana ny anaran'iary zareo.