-x-antambahoaka_php_text_ulb/03/08.txt

1 line
720 B
Plaintext

\v 8 Ny tena marina mako, nataoko ho faty antoka aby ny raha marobe avy amin'ny halebiazan'ny fahalalana an'i Kristy Jesôsy Tompoko. Avy amin'Azy de nareko ny raha marobe. Eritreretiko ho fako izany mba hahazoako an'i Kristy \v 9 sady ho hita amin'Azy aho. Tsy managna fahamarinana ho an'ny tegnako avy amin'ny lalàna aho. Fa, managna fahamarinana koza zegny avy tamin'ny finoana an'i Kristy aho, fahamarinana avy amin'Andriamanitra zegny mifototra amin'ny finoana. \v 10 Ka amin'izao de te hahalala Azy mban'ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty mban'ny fiombonana amin'ny fijalena aho. Te hiova amin'ny Kristy aho mba hitovizana amin'ny fahafatesany, \v 11 mba hatonga anaha hatsapa ny fitsanganana amin' ny maty.