-x-antambahoaka_php_text_ulb/01/09.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 9 Sady izaho de mivavaka an'ity: mba hitombo fezay ny fitiavanareo amin'ny fahalalana mban'ny fahazavan-tsagna marobe. \v 10 Mivavaka an'izany aho mba hagneky an'ny ndregny tena tsara anareo, mba ho tso-po sady tsy hanan-tsigny anareo amin'ny andron'i Kristy. \v 11 Mivavaka koa aho mba ny ho fenon'ny vokatrin'ny fahamarinana avy amin'ny Jesôsy Kristy anareo, ho voninahitra sady fideranana an'Andriamanitra.