-x-antambahoaka_php_text_ulb/02/25.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 25 fa izaho mieritreritra hoe ilaina my koa ny mampierigna an'i Epafrodito aminareo. Ralahiko izy sady mpiara-miasa de mpiara-miady, sady mpitondra ny hafatranareo izy agnisan'ny mpiasa ilaiko koa. \v 26 Fa voan'ny fijalena mafy izy, sady te hiaraka aminareo marobe izy, satria regninareo fa narary izy. \v 27 Sady tena narary tegnany izy ka seky maty. Namindra fo tamin'ny Andriamanitra, sady tsy tamin'azy raika fotsiny, fa taminaha koa, mba tsy hanagnako alahelo tafahôtra.