-x-antambahoaka_php_text_ulb/01/07.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 7 Fa tsara aminaha ny mahatsapa raha karan'izany amin'ny momba nareo marobe satria anareo agnatin'ny foko. Anareo marobe io de mpiara-miasa taminaha tamn'ny fahasoavana na tamin'ny figadrako sady tamin'ny fiarovako ndre tamin'ny fagnamafisana ny filazantsara. \v 8 Fa Andriamanitra de vavolombelognako, fa manigna anareobe aho amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesôsy.