Fri Jan 24 2020 15:43:35 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:43:36 -05:00
commit ffb87de5ad
45 changed files with 95 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Satria nomarignin'ny tame finoa itsika ,da mana fiadagna miaraka amin'Andriamanitry ame gn'alala tompontsika jesosy kristy\v 2 .Ame alalan'e evakoa gn'anagnatsika lala ame finoa miroso amizany fahasoava zany itsinganatsika izany . Falifaly ame fitokisa ame Andriamanitra anay ame ho avy nay , fahatokia izay ho zaraitsika ao ame voninahitr'Andriamanitry.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsy amizany avao ,fa itsika evakoa da mifaly ao ame alahelontsika . Fantatsika fa gne fizalia da mamokatra fahareta \v 4 .Gne fahareta miteraka fagneke ,ary fagneke miteraka fatokia ame hoavy \v 5 .Izany toky izany da tsy mandiso fagnategna,satria e fitiavan'Andriamanitry da efa efa nalatsaka tao am_ pontsika tame alalan'e fagnay Masina ,izay nomeny atsika .

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa raha mbola nalamy itsika, da maty aram-potoa hoan'e ratsy fagnay i Kristy.\v 7 Fa sarotra hoan'e gn'olo raiky gne ho faty hoan'e olo marigny. Fa, angamba mety misy olo raiky saha ho faty hoan'e olo tsra.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa Andriamanitra magnambara e fitiavany manoka ho atsika, satria raha mbola mpagnota itsika, da ho faty ho atsika i Kristy. \v 9 Miôtry noho izany, amizao. Raha namarigny tame e ràny itsika,da ho voavonjin'iza ame fahavigniran'Andriamanitra.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa raha, mbola fahavalo itsika,da nihava tame Andriamanitra tame alalan'e fahafatesan'e zanany, ary ambon'iza, rehefa nampiavanina,da ho voavonjy ame alalan' e gn'ainy itsika. \v 11 Ary tsy izany avao,fa itsika evakoa da mifaly ao ame gn'Andriamanitry ame alalan'e tompotsika Jesosy Kristy, izay nahazoatsika izany fiavana izany amizao.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany, mitovy tame nidiran'e ota tame gn'olo raiky tamizao tontolo izao, da mitovy amizany koa gne nidiran'e fahafatesa tame gn'alalan'e gn'ota. Ary e fahafatesa da niely tame gn'olo agnaby, satria samby nagnota evakoa e rehetra.\v 13 Nandram-pisian'e lalàgna,da tetoa amizao tontolo izao gn'ota fa tsy misy famotsoran-kelika raha tsy misy lalàgna

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nefa ndre da izany aza, gne fahafatesa da nisy nanomboka tamin'ny Adama ka atramin'i Mosesy,na dia teo amindreo izay tsy nagnota mitovy ame tsy fagnekeny Adama, izay alotry gno avy. \v 15 Nefa na izany, e fagnomeza da tsy mitovy ame fahadisoa. Fa raha tame alalan'e fahadisoan'e raiky gne nahafaty e maro, da miotry lavitry gne namboarin'e fahasoavan'Andriamanitra sy e fagnameza avy fahasoavan'olo raiky, Jesosy Kristy, nome be hoan'e maro.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa gne fagnomeza da tsy mitovy e vokatry avy ame raiky izay nagnota. Fa ame karazany raiky hafa, tonga e fitsarana ho fagnameloa nohon'e fahadisoan'olo raiky. fa ame dikany raiky hafa, e fagnomeza miafara ame fagnamaria da avy tafaran'e fahadisoa maro.\v 17 Fa raha tame alalan'e fahadisoan'e rahalah, gne hanjakan'e fahafatesa ame raiky, da miohatry lavitry noho izany hahajakandreo izany mandray e haben'e fahasoava sy gne fagnomezan'e fahamarigna ame alalan'e fiainan'e raiky da i Jesosy Kristy.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Noho izany, satria tame alaln'e fahadisoan'e raiky gne nahavy gn'olo ho ame fagnameloa, da ame alalan'e asan'e fahamarignan'e raiky avakoa gne hiavian'e fagnamarigna gne fiainaho an'olo agnaby.\v 19 Fa satria avy ame tsy fagnekegn'olo raiky gne niaviany e maro hompagnota, da ame alalalan'e fagneke raiky avakoa gne iharan'e maro ho marigny.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa avy tao amizany gne lalàgana, mba ho zakabe e fahadisoa. Nefa raha niazakabe e fahota, da vômaiky niazakabe e fahasoava.\v 21 Niboaka izany mba, mitovy e nanjakan'e fahota tame fahafatesa, da mitovy amizay koa gne fanjakan'e fahasoava ame gn'alalan'e fahamarigna ho ame fiaina mandrak'izay ame alalan'e Jesosy Kristy.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha5

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mizaka e marigny ao amin'i Kristy iao. Tsy mavandy iao, ary gn'eritreretiko gne vavolombelo miaraka amina ao ame Fagna Masina,\v 2 fa ho ana da misy alahelo zakabe ary fahoria tsy mizano ato am-poko.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa afaka nagniry iao fa e tegnako da ho voahonjogny ka hiala an'i Kristy noho gne amindreo rahalako, itoa izay raiky firaza aminahy araky gne nofo. \v 4 Indreo io da Isiraelita. Indreo da mana fanangana,e voninahitra, e fagnekè, e fagnomeza e lalàgna,e fideran'Andriamanitra, ary io gne fampagnategna.\v 5 Gn'andreo da e raza izay nevian'i Kristy ho anjary nofo, Izy izay Andriamanitra ambon'ny rehetra.Ho deray mandrikizay Izy. Amena

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa tsy foa izay gne nampagnategnan'Andriamanitra. Fatsy gne raha agnaby avy agny Isiraely gne tena an'Isiraely.\v 7 Na indreo taranak'i Abrahama agnaby gne tena zanany. Fa "megn'alalan'Isaka gne angianareo gne taranakao."

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Izany hoe, gne zanaky e nofo da tsy zak'Andriamanitry. Fa gne zanakan'e fampagnategna gne raisy ho taranaky. \v 9 Fa akoizao gne zakan'e fampagnategna :amizany fotoa izany da ho avy ao, ary agnome zaza lalah i Saraha."

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Tsy izay avao,fa avy eo koa Rebeka hana gn'anaka ame lelah raiky, Isaka ihabatsika. \v 11 fa mbola tsy teraka avao io zaza raiky io ary mbola tsy magnano raha ratsy na tsara, mba hitovy ame vinavin'Andriamanitra araky gne fahagnitegne, tsy noho ireo asa, fa noho Izy izay mangaiky \v 12 nagnambara tame viavy oe:" ny zokiny da hanompo gne zandriny".\v 13 Izany da mitovy ame vôsoratry oe:" Jakoba tiako, fa Esao halako."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ino ary e gne hozakaitsika? Misy tsy fahamarigna me gne miaraka amin'Andriamanitra? \v 15 Tsy hisy mihitsy izany. Fa hoy izy tamin'i Mosesy hoe:"hamindra fo amizay tiako hamindra fo iao, ary nalahelo gne tiako alelova Iao. \v 16 Noho izany, da tsy noho izy mikasa izany, na noho izy izay miazakazaka, fa noho Andriamanitra, izay nagnaboaky gne famindram-po.

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa e soratra masina nagnamboara gne tame farao hoe: "fa noho izany atony izany gne nagnandratako enao, mba hagnamboarako aminao e tazakiko, ary mba hagnambara e agnarako eran-tany. \v 18 Noho izany, Andriamanitra da mamindra fo ame tiany, ary izay tiany, no hamafisiny fo.

1
09/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy eo hizaka aminay enareo hoe:" nagnino mbola maita tsigny avao izy?" Fa ia gne mahatoitra e sitrampony?\v 20 Mifanoitra amizany, rahalah, ia me enao gne mamaly manohitry gn'Andriamanitra? Izy me efa nomagniny hizaka ame ame mpagnomagny hoe:"nagnino namboarigny mitovy amizao iao."\v 21 Gne mpanefy vologne me ka tsy mana zo ame tanimanga ka e vongany raiky avao gne gne agnamboara fepetra ame gnandro voatoka, ary fitomboa raiky hafa ame gn'andavanandro?

1
09/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Akory raha gne Andriamanitry, izay tahagnambara e fahavignirany sy hampahafatatry e fahefany,gne niaritry tame fahareta io fipetra e fahavignirany nomagny ho ame fivilavila? \v 23 Akory raha namboary izany mba hampafatariny e harena voninahitry eo amindreo fipetrahan' e famindram-po,iay efa nomagniny mialoha ho ame voninahitry?\v 24 Akoinga raha namboriny ho atsika koa izany, izay nangiany avakoa, tsy ho eo ame samy Jiosy avao, fa ho eo ame jentilisa koa?

1
09/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Araka gne nozakainy tamy Hosea koa hoe: "Hangiako hoe oloko izay tsy oloko, ary hoe malalany gne tsy malalany.\v 26 Aveo da agny amin'izay nizakaha tamindreo hoe: 'tsy oloko enareo,' agny gnangiandreo hoe: "zanak'Andriamanitra velo."

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Isaia nangaiky mafy gne Isiraely hoe: " raha mitovy ame fasy egny ame ranomasy gne isan'e zanak'Isisaely, da ho vôvonjy izay tavela ambiny, \v 28 fa gne Tompo hinday gne zakany eto an-tany,feno ary tsy ho ela". \v 29 Araky gne nozakain'Isaia mialoa hoe:"raha gne tompo tompon'e maro noho ne tsy namela taranaka ho atsika, da ho hitovy an'i Sadoma itsika, ary andea mitovy an'i Gomora."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ino ary gne hozakaitsika? Fa indreo jentilisa, izay tsy nitady gne fahamarigna, gne nahazo e fahamarigna, gne fahamarigna avy tame finoa.\v 31 Fa Isiraely, izay nitady gne lalan'e fahamarigna, da tsy avy tamin'izany.

1
09/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Nagnino sa? Satria indreo tsy nitadia izany tame finoa, fa tame gn'asa. Niterakafahangina ho andreo zanak'Isiraely izany,\v 33 araky izay efa vôsoratra hoe: "Iteo, ao Ziona gne ametrako e vaton'e manahira sy vatolampin'e fandikan-dalana. Izay mino an'iza da tsy ho megnatry."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 9

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary itsika izay matanjaka da tokony handefitry gne fahalemen'e e malemy, ary tsy tokony hagnano izay mahafinaritry e tegnatsika. \v 2 Ôka gne tsiraikiraiky avy amintsika agnano izay mahafaly gne mpiara-belona aminazy fa izany gne tsara, mba hagnandratana azy.

1
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa na Kristy aza tsy nagnano izay nahafaly gne tegnany. Fa koa, izany da araky gn'efa vôsoratry hoe:"gne fanivativandreo izay manivativa enao da lavo taminahy." \v 4 Fa na ino na ino vôsoratry taloa da voasoratry ho fampenara atsika, mba ame alalan'e fahareta sy ame alalan'e famparehezan'e Soratra Masina no anagnatsika toky.

1
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ary gne Andriamanitry e fahareta sy gne fampahereza gnagnome fisaigny mitovy ame tsiraikiraiky avy agnaraky an'i Jessosy Kristy.\v 6 Izy anie gnamboatry anizany mba ho ame fisaigny sy ame vava raiky avao no hideranareo an'Andriamanitra sy Rain'e Tompontsika Jesosy Kristy.\v 7 Noho izany mifandraisa, mitovy gne fahandresen'i Kristy enareo evakoa aza, ho fidera gn'Andriamanitra.

1
15/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa zakaiko fa Kristy da efa avy mpanomponè voafora ho anè fahamarinan'Andriamanitry, mba hahafà magnamarigne an'ireo fampangategna izay nome andreo Ray,\v 9 ary ho hoan'areo jentilisa mba hagnomeza voninahitry an'Andriamanitry nohon'e famindram-pony. izany da araka gne gne efa voasoratra hoe: "noho izany da hagnome fidera anao eo amin'ireo jentilisa aho ary hihira fidera gne agnaranao."

1
15/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mbola voazaka koa hoe:" mifalifaly, miaraka ame vahoakany, gne jentilisa." \v 11 Ary koa hoe:"deray gne tompo, ry jentilisa rehetra; avelay gne olo rehetra hidera an'azy."

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Hoy i Isaia indraiky hoe:"hisy fakan'e jese, ary gne raiky izay hitsanga hanapaky eo ame jentilisa. Hana fatokisa amin-dreo jentilisa."

1
15/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary gne Andriamanitry e fatokisa aza agnome anareo ame fifalia sy fiadagna rehetra ame finoa, mba ho feno fatokia anao, avy ame tazakin'e fagna masigny.

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne tegnako evakoa da resy lahatry gne momba anareo, e rahalah. Resy lahatry aho fa anareo koa da feno fahatsara, feno gne fahalala rehetra. Resy lahatry ao fa anareo evakoa da afaky mifagnanatry.

1
15/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa manoratry am-pahasaiha aminareo io momba ireo raha sasany mba hampahatsarova anareo koa, nohon'e fagnomezam-pahasoava izay nomen'Andriamanitry anah.\v 16 Izany gne fagnomezam-pahasoava izany da gne tokony mba hanompoako an'i Kristy Jesosy nalefa tagny jentilisa, mba hanolotry mitovy gne soroho gne filazantsaran'Andriamanitry. Tokony amboariko izany mba azo ekehe! gne rakotrindreo jentilisa,voatokan'e Fagna Masina .

1
15/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany gne hafaliako da ao amin'i Kristy Jesosy sy ireo rahan'Andriamanitry. \v 18 Fa tsy ho saha hiresaky na ino na ino afa tsy gne raha vitan'i Kristy tame alalako hoan'e fakatoavandreo jentilsa ao. Ireo raha ireo da vita tame zaka sy asa,\v 19 tamen'e herin-dreo famatara sy fahagaga, ary tame tazaky gne fagnay masina. Izany da avy agny Jerosalema, sy lavidavitry mitovy an'Ilyrikioma, no hahafako magnatateraky gne filazatsaran'i Kristy.

1
15/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Amizany gne fagniriako da e hitovy gne filazatsara, fa tsy agny agny amizay ahahafatara an'i Kristy ame agnara, mba ho angnamboarako eo amin'izay efa nagnamboragny afa.\v 21 Izany da arakygne voaratry oe: "tamindreo izay tsy nizaka azy no nahita azy, ary ireo tsy nandre gne nahazo."

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Noho izany evakoa da voasakagny matetiky tsy ho agny aminareo ao. \v 23 Fa androany, tsy mana toera amin'ireo faritra ireo evakoa aho, ary taona maro no efa nagniriako mafy ho agny aminareo.

1
15/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Noho izany na ovia na ovia andeanako agny Espana, da magnategna aho gne ahita anareo rehetra mandalo, ary haterinareo agny ame andeanako, rehfa avy makafy gne fiaranareo tselatsela iaho.\v 25 Fa amizao ho agny Jerosalema iao hanompo ireo mpino.

1
15/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa fifalian' gne Makedonia sy Akaia gne anao fandraisagn' anjara hoan' gne sahira mpino agny Jerosalema.\v 27 Eka, fifalia hoandreo izany, ary, mpitrosa aminy marigny indreo. Fa raha gne jentilisa gne nizara tamè raha masy da tokony hanompo anazy evakoa indreo ame raha ara-fitaova.

1
15/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Noho izany, rehefa notanterahako izao asa izao ary nagnamafy fa voaraindreo gne vokatry izay nalagnony, da ho agny Espana iao ary hitety aminareo ame lalako. \v 29 Fantatro fa rehefa mandea aminareo ao da hiditry amè fahafenoan' gne fitahian'i Kristy.

1
15/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Amizao, mampirisiky anareo aho, rahalahy, ao am' Jesosy Kristy tompontsika, sy amè fitiavan' gne fagnay, mba hiaraka hiady amiko anareo amè vavaky amboarinareo amin' Andriamanitry ho ahy.\v 31 Mivavaha mba ho avotry ao agnatin' izay tsy magneky an' ny Jodia ao, ary mba ho ekenareo mpino gne finoampoako ho an'i Jerosalema.\v 32 Mivavaha mba heviako aminareo amin-kafalia amè sitrapon'Andriamanitry, ary mba hahafako, mahita fitsaraha, miaraka aminareo.

1
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Andriamanitry gne fiadagna hitahy enareo aby. Amena.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -16,6 +17,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 9dd8d36b7dfa24a4d4ec5c77ebe4a3f6798f6d69
=======
>>>>>>> eb106220993adc258c58866982088879e2b2041c
=======
>>>>>>> 8dc4d4fef0c5c388c1e9bc2fd81d9eaac8d4cb7e
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -46,6 +49,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 9f6ecfaace36a52bbc60863569622fb2884ce1e9
=======
>>>>>>> 076f32b9b8e77576f9baccf4f2ca8840ac5475b4
@ -53,3 +57,5 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
>>>>>>> 9dd8d36b7dfa24a4d4ec5c77ebe4a3f6798f6d69
=======
>>>>>>> eb106220993adc258c58866982088879e2b2041c
=======
>>>>>>> 8dc4d4fef0c5c388c1e9bc2fd81d9eaac8d4cb7e

View File

@ -36,7 +36,8 @@
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136",
"MAD134"
"MAD134",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"13-11",
@ -201,6 +202,49 @@
"14-01",
"14-03",
"01-26",
"01-28"
"01-28",
"05-18",
"09-title",
"15-17",
"15-20",
"05-03",
"05-01",
"05-06",
"05-08",
"05-10",
"05-12",
"05-14",
"05-16",
"05-20",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-10",
"09-22",
"15-14",
"15-15",
"15-22",
"15-24",
"09-08",
"09-14",
"09-17",
"09-19",
"09-25",
"09-27",
"09-30",
"09-32",
"15-01",
"15-03",
"15-13",
"15-33",
"15-title",
"15-05",
"15-12",
"15-08",
"15-10",
"15-26",
"15-28",
"15-30",
"05-title"
]
}