tkg_rom_text_reg/15/30.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 30 Amizao, mampirisiky anareo aho, rahalahy, ao am' Jesosy Kristy tompontsika, sy amè fitiavan' gne fagnay, mba hiaraka hiady amiko anareo amè vavaky amboarinareo amin' Andriamanitry ho ahy.\v 31 Mivavaha mba ho avotry ao agnatin' izay tsy magneky an' ny Jodia ao, ary mba ho ekenareo mpino gne finoampoako ho an'i Jerosalema.\v 32 Mivavaha mba heviako aminareo amin-kafalia amè sitrapon'Andriamanitry, ary mba hahafako, mahita fitsaraha, miaraka aminareo.