tkg_rom_text_reg/15/28.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 28 Noho izany, rehefa notanterahako izao asa izao ary nagnamafy fa voaraindreo gne vokatry izay nalagnony, da ho agny Espana iao ary hitety aminareo ame lalako. \v 29 Fantatro fa rehefa mandea aminareo ao da hiditry amè fahafenoan' gne fitahian'i Kristy.