\v 8 Izany hoe, gne zanaky e nofo da tsy zak'Andriamanitry. Fa gne zanakan'e fampagnategna gne raisy ho taranaky. \v 9 Fa akoizao gne zakan'e fampagnategna :amizany fotoa izany da ho avy ao, ary agnome zaza lalah i Saraha."