tkg_rom_text_reg/09/01.txt

1 line
205 B
Plaintext

\v 1 Mizaka e marigny ao amin'i Kristy iao. Tsy mavandy iao, ary gn'eritreretiko gne vavolombelo miaraka amina ao ame Fagna Masina,\v 2 fa ho ana da misy alahelo zakabe ary fahoria tsy mizano ato am-poko.