tkg_rom_text_reg/15/22.txt

1 line
196 B
Plaintext

\v 22 Noho izany evakoa da voasakagny matetiky tsy ho agny aminareo ao. \v 23 Fa androany, tsy mana toera amin'ireo faritra ireo evakoa aho, ary taona maro no efa nagniriako mafy ho agny aminareo.