|
\v 1 Ary itsika izay matanjaka da tokony handefitry gne fahalemen'e e malemy, ary tsy tokony hagnano izay mahafinaritry e tegnatsika. \v 2 Ôka gne tsiraikiraiky avy amintsika agnano izay mahafaly gne mpiara-belona aminazy fa izany gne tsara, mba hagnandratana azy. |