\v 14 Gne tegnako evakoa da resy lahatry gne momba anareo, e rahalah. Resy lahatry aho fa anareo koa da feno fahatsara, feno gne fahalala rehetra. Resy lahatry ao fa anareo evakoa da afaky mifagnanatry.