tkg_rom_text_reg/15/15.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 15 Fa manoratry am-pahasaiha aminareo io momba ireo raha sasany mba hampahatsarova anareo koa, nohon'e fagnomezam-pahasoava izay nomen'Andriamanitry anah.\v 16 Izany gne fagnomezam-pahasoava izany da gne tokony mba hanompoako an'i Kristy Jesosy nalefa tagny jentilisa, mba hanolotry mitovy gne soroho gne filazantsaran'Andriamanitry. Tokony amboariko izany mba azo ekehe! gne rakotrindreo jentilisa,voatokan'e Fagna Masina .