Fri Jan 24 2020 15:39:14 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:39:15 -05:00
commit 3bfa38b2be
84 changed files with 175 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, mpanompon'i Jesosy Kristy, da voangaiky ho apostoly, ary votoka ho mpitory gne filazantsaran'Andriamanitra. \v 2 Io gne fagnambara izay efa nampagnantegnainy mialoha tame gnalalan'ireo mpaminany tao ame Soratra Masina. \v 3 Izany da momba gne Zanany lahy, izay teraka avy ame taranak'i Davida araky e nofo.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Tame fitsangana tamin'ny maty, da vômbara ho gne zanaka maherin'Andriamanitry tame herin'e Fagnah Fanamasina Izy da i Jesosy Kristy Tompotsika. \v 5 Tamin'ny gnalalany gne nandresatsika fahasoava sy gne maha-apostoly ame fagnekè gne finoa eo ame firenena agnaby, noho gne Agnarany. \v 6 Amin'ireo firenena ireo, enareo koa da voahaiky ho an'i Jesosy Kristy.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Itiky taratasy itiky da ho andreo agnaby ao Roma, izay malalan'Andriamanitra, izay voahaiky ho olo-masina. Ho aminareo anie gne fahasoava, sy gne fiadana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Vôloany, isôrako gn'Andriamanitriko ame gn'alalan'i Jesosy Kristy noho gn'aminareo agnaby, satria gne finoanareo da efa nozakay magnerana izao tontolo izao. \v 9 Fa Andriamanitra gne vavolombeloko, izy tompoiko ao ame fagnaiko ao ame filazantsaran'e Zanany, fa tsy miegny e mikora anareo Aminazy iao. \v 10 Mangataky feizay Iao ame vavaky aniko gne mba haombiazako ame fomba agnaby araka gne sitrapon'Andriamanitra mba ho avy aminareo.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa iao da magniry ahita anareo, mba hafako magnomè fagnomeza-pagna sasantsasany ho anareo, mba hampahery anareo. \v 12 Iza, da magniry Iao gne mba hifankaherezantsika etoa ategnategnantsika, ame alalan'ny finoa tsirairaiky agnaby, gn'anareo sy gne anahy.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Androany tsy tiako enareo tsy ahafatatry, e rahalahy, hoe matetiky iao gne mana kinia hagnato anareo, (nefa Iao da voasaka feizay hatram'izao), mba hahazoa vokatry eo aminareo, akô gn'efa nahazoako gn'ambin'ireo Jentilisa evakoa. \v 14 Iao da mpitrosa amindreo Grika sy gne vahiny, ame hendry sy gne mola. \v 15 Noho iza, amina, da vonogny evakoa iao hitory gne filazantsara ho anareo agny Roma.

1
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa iao da tsy megnatry ame filazantsara, fa iza gne herin'Andriamanitra ho famoze ireo rehetra izay mino, ho agne Jiosy aloha da ho agne Grika. \v 17 Fa amin'iza no ampisehoa gne fahamarinan'Andriamanitry avy ame finoa ho ame finoa, araka izay voasoratry hoe : '' Gne marigny da ho velo ame finoa.''

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa gne fahavigniran'Andriamanitry da niboda avy t'andanitra manohitry gne haratsiam-pagna sy gne tsy fahamarignan'olo, izay manamba gne fahamarigna amign'alalany gne tsy fahamarigna. \v 19 Izà da izay fatatry momban'Andriamanitra da itandreo maso. Fa nohazavain'Andriamanitra izy ireo.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa ireo endrikiny tsy taza maso, tazakany tsy misy fetra sy maha-Andriamanitra anazy, da hita nagnazava tsara, nanomboky tame famorona izao tontolo izao, tame zavatry noforogny. Noho iza da tsy mana fialan-tsigny indreo. \v 21 Iza da satria, na da efa nafantatry e momban'Andriamanitra aza indreo, da tsy nagnome voninahitry ame maha Andriamanitra anazy, na koa misaotry anazy. Fa kosa, lasa mola tao an-tsainy izy ireom ka niha-mizy gne fo badon-dreo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Indreo da nilaza andreo ho hendry, nefa da nia mola. \v 23 Gne voninahitr' Andriamanitra tsy mety lo da natakalondreo sarin'endrik'olombelona mety lo, voro, biby, mana-tomboky efatry, sy ireo ra-mikisaky.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Noho iza da natolotr'Andriamanitra ame filàny gne fondreo ame fahalotoandreo, mba ho afa-baraka eo amindreo evakoa gne tegnandreo. \v 25 Indreo nanakalo gne fahamarinan'Andriamanitra tame vandy, ary izay midera sy magnompo gne zava-boary fa tsy ilay Nahary, izay deraina mandrak'izay. Amena.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Noho izàny, izay gne nagnomezan' Andriamanitra ho ame sain-dratsy mamoafady indreo, fa gne viavindreo da nanakalo gne fifandresa voajagnahary tamè tsy voajagnahary. \v 27 Mitovy amin'izany koa, gne lehilahy, fa nagnapetraky gne faniny amè viavy izy ka narisike filàny ara-nofo tamindreo samy lehilahy indereo. Indreo da lehilahy nagnano fihetsiky mahamegnatry miray ame lehilahy da nandray tamè tegnany gne sazy izay tandrify andreo noho gne fahavetavetandreo.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Satria tsy magneky gne hanagny an'Andriamanitra ao amè fieritreretany indreo, da nomeny saina tsy mendriky indreo, mba hamboara ireo zavatry tsy mety.

1
01/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Indreo da feno gne tsy fahamarina, faharatsiagny, fagnirihagny, ary gne lolom-po agnaby. Indreo fa feno fialogna, famonoa, hakanitao, fitaky, ary fagniria ratsy. \v 30 Indreo da tia midigny roho, mpanendrikendriky, ary malaigny an'Andriamanitra. Indreo da mahery setra, miavogny, ary miteratera. Indreo da mpamorogny zavatry ratsy, ary indreo koa da tsy magnaraky e zakagne ray aman-dreny \v 31 Indreo da bado, indreo da tsy azo itokisa, tsy misy fitiava voajagnahary, ary tsisy famindram-po.

1
01/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Lalandreo gne lalàn'Andriamanitra, fa indreo zatry magnano ra akô izany da mendriky gne fahafatesa. Fa tsy io raha io avao gnaniny, fa magneky ireo hafa izay magnano akô igny koa.

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da ino ary gne tombon-tsoa anagnany jiosy ? Ka ino gne tombon-tsoa ame famora? \v 2 Tsara izany ame fomba agnaby. voalohany indrindra, ireo jiosy da notoheriny gne fagnambara avy ame Andriamanitra .

2
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 3 Fa akôry raha tsy nanam-pinoa ireo jiosy sasany? Gne tsy finoan-dreo me gne ahavy gne fahatokisan'Andriamanitra tsy ho vagno? \v 4Tsy hisy mihitsy izany. Fa koa ,avelay fa ho hita fa marina Andriamanitra ,na dia mpavandy aza gne olo aby .Araka gne
voasoratra hoe :"Ho abôky ame zakanareo fa olo marina anareo ,ary abôky rehefa avy ame fitsara anareo ".

2
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 5 Fa raha akô gne tsy fahamarignatsika gne magnabôky gne fahamarin'Andriamanitra ,ino gne azontsika zakay ?
Afaka mizàka ve isika fa tsy marina Andriamanitra ame fagnaboahany gne havignirany amitsika ,sa tsy izany? [mampiasa lahatenin'olo aho] \v 6 Tsy hisy mihitsy izany! satria ame fomba akôry gne hitsaran'Andriamanitra an'izao tontolo izao ?

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa raha akô gne fahamarinan'Andriamanitra ka magnome fidera maro ho Anazy ame alalàn'gne vandiko, da nagnino ao ho mbola tsaraina ho mpagnota? \v 8 Fa magnino tsy mizaka ,araky gne tatitra diso izay zakay fa zakaintsika hoe : "ampetrao iahay agnano ratsy , mba ahavy e tsara"? Rariny gne fitsara amboary amin-dreo .

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka ino sa ? Magnome rariny gne tegnatsika ve isika? Fa isika da efa nagnameloky gne Jiosy sy gne Grika, izy agnaby, ho mpagnota. \v10 Izany da araka gne voasoratra hoe: "tsy misy olo marigny ,ndrē raiky aza ."

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Tsy misy ndrē raiky aza mahafatatry .Tsy misy ndrē raiky aza mitady an'Andriamanitra . \v 12 Nanjary tsy misy ilà anazy aby indreo rehetra. Tsy misy magnano gne tsara , tsy misy ,ndre raiky avao aza.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Gne vavandreo da kobory mivoa .Gne lelandreo da mamitaka . Gne poiziny gne bibilava da ao ambanininy gne molotrindreo . \v 14 Gne vavandreo da feno ozogny sy lolom-po.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne tombin-dreo da akavana ame fandatsaha rà. \v 16 Gne fambilavilà sy gne fijalia da egny ame lalandreo . \v 17 Io olo io da tsy nahafatatry gne lala fiadagna . \v 18 Tsy mba misy tahotra an'Andriamanitra gne eo alohany gne masondreo .

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Amizao da fatantsika fa na ino na ino zakainy gne lalà, da mirafatry agny amindreo izay ambany lalà. Izany da mba hahavy gne vavandreo tsiraikiraiky hangy, ka da ahazovaliny avy amin'Andriamanitra izao tontolo izao.\v 20 Izany da satria tsy misy nofotry hohamarinigny ame asany gne lalà eo imasony. Fa ame alalany gne lalàgna hiaviany gne fahafantara gne fahota.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa amizao da nampahafatary avao koa gne fahamarinan'Andriamanitra tsy ame lalà. Noporofoin'gne lalà sy gne mpaminany,\v 22 fa izany, gne fahamarinan'Andriamanitra ame alalan'gne finoa an'i jesosy Kristy ho agne rehetra. Satria tsy misy fagnavaha .

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Fa nagnota gne olo aby ka tsy mana gne voninahitrin'Andriamanitry, \v 24 ka indreo da hamarinigny maimaipoa ame fahasoavany ame alalan'gne fagnavota izay ao amin'i Kristy Jesosy .

1
03/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa Andriamanitra nagnome an'i Jesosy kristy ho rakitra ame alalan'gne finoa gne ràny.Nomeny ho porofon'gne fahamarignany kristy , nohon'gne fagniteny gne ota tagny aloha \v 26 ame fahelany. Nibôky izany rehetra iza ho fagnaboaha gne fahamarigna amizao fotoa androany izao. Izany da mba ahafany magnaporofo fa marigny gne tegnany , ary hagnaboaha fa Izy da magnamarina gne rehetra noho ne finoana an'i Jesosy .

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Aia ary izany gne fiteratera? Voafafa izany. Fa ino gne atony? Ame asa ve? Tsia, fa noho gne finoa. \v 28 Manapa-kevitra isika fa gne olo raiky da hamarinigny araky gne finoa tsy asia gne asan'e lalà.

1
03/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Sa Andriamanitra gne jiosy raiky avao gne Andriamanitran? Kaiky tsy Andriamanitriny gne jentilisa koa Izy? Ie, an'gne jentilisa koa . \v 30 Raha ,raiky tokôtry Andriamanitra, da homarinigny ame finoa ireo voafora, ka ireo tsy voafora koa ame alalan'e finoa .

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Foagnatsika ame alalan'gne finoa ary izany gne lalà? Tsy hisy mihitsy izany! Fa koa, magneky gne lalà isika .

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
T0K0 FAHA3

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ino ary gne ho zakaitsika? Tokotry mbola hitohy hanota ve isika mba hitomboan'gne fahasoava. \v2Tsy hisy mihitsy izny. Isika izay maty ame gne ota, ame fomba akôry moa gne mbola hiaignatsika amizany? \v 3Tsy fatanareo fa indreo izay namboary batisa tamin'i Kristy Jesosy da namboary batisa tame fahafatesany.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ka, voalevy, taminazy tame alalàn'gne batisa ho ame fahafatesa itsika. Nibôky izany mba akô gne nampitsanganan'i Kristy tame maty tame voninahitrin'i Ray, gne evisatsika ame fiainam-baovao. \v 5Fa raha nampieraha Aminazy ame endriky gne fahafatesa itsika, da hikamba ame fitsanganananyavao koa.

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fantatsika izany, fa gne tegnatsika da nofantsia niaraka taminazy, mba hanimba gne tegnan'gne ota. Nibôky izany mba tsy handevozin'gne ota etsana isika. \v 7Izy maty da nambara fa marina sady afaky ame ota.

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa raha maty niaraky tamin'I Kristy itsika, da minoa fa hiaraky velo amin'azy koa. \v 9 Isika da mahafantatry fa nitsangakovelo izy, ary tsy maty koa izy. Tsy azo gne fahafatesa koa izy.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa raha makasiky gne fahafatesa da maty noho gne fahotà izy, maty indraiky ho an' gne rehetra izy. Nefa, gne fiaina izay hiainany da ho an' Andriamanitra. \v 11 Da akô izà, tsy maintsy mihevitry gne tegnanareo ho efa maty nohon' gne fahotà koa anareo, fa velo ho an' Andriamanitra ao amin'i Jesosy Kristy.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany, ka avela hanjakazaka amè tegnanareo mety maty gne ota mba hagnarahanareo gne filàn-dratsy. \v 13 Ary ka manolotry gne tegnanareo amè gn' ota ho fiadia gne tsy fahamarina. Fa atolotry gne tegnanareo ho an'Andriamanitra, akô gn'efa maty velo. Atolory an' Andriamanitra gne tegnanareo mba ho fitaova ampiasay amè fahamarigna. \v 14 Fa gne ota tsy hanan-kery aminareo. Satria tsy mba ambanin' gne lalàna anareo, fa ambanin' gne fahasoava.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Magnano akôry? Tokony hagnota ve itsika satria tsy ambanin'gne lalàna, fa ambanin'gne fahasoava? Tsy hisy mihintsy izany.\v 16 Tsy fatanareo fa raha manolo-tegna ho mpanompo anareo na ho an'ia na ho an'ia, da mpanompon'izay arahinareo anareo, na gne ota ho amè fahafatesa, na gne mpanompo mitariky amè fahamarigna.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Isaoratsika Andriamanitra! Satria fantatry fa mpanota anareo, gne fonareo da efa nagnaraky gne fampianara izay nomè anareo. \v 18 Nafaha tamè ota anareo, ary lasa mpanompon'ny fahamarina.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mizaka mitovy am' gn'olo aho noho gne fahosàn' gne nofonareo. Satria vao nanolotry gne ratsam- batanareo ho andevon' gne fahalotoa sy gne ratsy anareo, da mitovy amizany koa aho, atolory ho andevon' gne fahamaragna sy fahamasigna gne ratsam-batanareo. \v 20 Fa taminareo mbola andevon' gn' ota, lasa afaky tamè fahamarigna. \v 21 Amizao, ino gne vokatry azonareo tamin'ireo raha izay mahamegnatry anareo amizao? Satria fahafatesa gne vokatr' izany.

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa amizao rehefa nafaha tamè ota anareo ary lasa mpanompon'Andriamanitra, da mahazo gne fahamasigna. Gne vokatry izany da gne fiaina mandrakizay. \v 23 Satria tsapa fa gne tambin' gn' ota da fahafatesa, fa gne fagnomezan'Andriamanitry koa da gne fiaina mandrakizay ao amin'i Jesosy Kristy tompontsika.

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Sa tsy fantanareo, ry rahalà ( satria miresaka amè olo mahay gne momba gne lalàna iaho), fa gne lalàna da mibeko gne olo raiky raha mbola velo izy?

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Fa gne viavy manambady da voafehin'gne lalàna ame vadiny raha mbola velo izy, fa raha maty gne vadiny, da afaky ame lalàn'gnē fanambadia izy. \v 3 Noho izany, raha mbola velo gne vadiny, raha miaray ame lelahy hafa izy da ho angia ho mpijangajanga izy. Fa raha maty gne vadiny, da afaka ame lalàna izy, ka tsy mpijangajanga izy raha miaray ame lelahy hafa.

1
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Noho izany, ry rahalako, da naniny maty tame lalàna evakoa anareo tame alalan'gnē tegnan'i Kristy. Namboary izany mba hikambananareo ame hafa, izany hoe, amin'Azy izay natsanga tame maty, mba hahafatsika mamokatry voa ho an'Andriamanitra. \v 5 Fa tamintsika tao ame nofotry, ireo filan'gnē fahotà, izay nohetsehin'gne lalàna, da niasa tao ame ratsantsika mba hamokatra vao ho an'gnē fahafatesa.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa amizao da nafaha tame lalàna itsika. Maty tame namatotry antsika itsika. Izany da mba hafahantsika manompo ame havaozam-pagnà, fa tsy ame fahateran'ē soratra.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ino gne ho zakaintsika? Gne lalàna mahitsy sa fahotà? Tsy misy mihitsy iza. Kanefa, tsy nahafatatry gne fahotá mihitsy iao, raha tsy tame alalan'ē lalàna izany. Fa tsy nahafantatry gne fitsiriritan'ny ao raha tsy nizaka gne lalàna hoe : '' Aza mitsiritritry ''. \v 8 Fa nangala vaha tame didy gne fahota ka hahavy gne fitsiriritra rehetra ato amiko. Fa raha tsy misy gne lalàna, da maty gne ota.

1
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Taloa iao da velo tsy misy lalàna, fa rehefa avy gne didy, da velo koa gne ota, ka maty aho. \v 10 Gne didy izay tokony hinday e fiaina gne nivadika ho fahafatesa ho anà.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa gne fahota da nangala vahà tame alalan'ē didy ka namitaky anà. Tame alalan'ē didy gne namejegny anà. \v 12 Noho izany gne lalàna da masina, ary gne didy da masina, marigny ary tsara.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka lasa ho fahafatesa anà izany tsara izany? Tsy ho hisy mihintsy izany. Fa gne ota, mba hahafa hiboaka ho fahota ame alalan'izany tsara, da ninday fahafatesa tao aminà. Izany da mba ho ame alalan'ē didy, ny fahota da mety ho avy fahota maro. \v 14 Fa fantatsika fa aram-pagnà gne lalàna, fa iao avy ame nofotry. Efa navidy ho ao ame ambanin'ē fanandevozan'ē ota iao.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa gne raha amboariko, da tsy tena azoko tsara. Satria izay tiako amboary, da tsy aniko, ary izay halako, da amboariko. \v 16 Fa raha magnano gne tsy tiako ao, da miaraka hevitra ame lalàna fa tsy tsara gne lalàna.

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa amizao da tsy iao koa e magnamboatry an'izany, fa gne fahota izay mbola velo ato aminà. \v 18 Fa fatako fa amina, izay ame nofiko, da tsy misy raha tsara miaigny. Fa gne fagniria gne tsara da atoa aminà, nefa tsy afaka manamboatra aniza.

1
07/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa gne tsara izay tiako, da tsy aniko, fa gne ratsy izay alako, gne aniko. \v 20 Ary raha magnano izay tsy tiako agnamboara anà, da tsy iao koa gne miasa an'iza, fa gne fahota mipetraka atoa aminà. \v 21 Ary, iao da nahita, gne fitsipiky atoa aminà fa taha agnano ē tsara iao, saingy gne ratsy atoa aminà izao.

1
07/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa miravoravo ao ame lalan'Andriamanitra ao ame fagnahy maha olo. \v 23 Kanefa mahita fitsipiky raiky hafa ao ame momba gne tegnako iao. Izany da miady ame fitsipiky vaovao ao ame saiko izany. Magniry anà ho bobon'ē fitsipiky gne fahota ao ame gne momba ē! tegnako izany.

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Olo mahantra iao! Ia gne hanafaky anà amin'itiky fahafatesa itiky? \v 25 Fa isaora Andriamanitra ame alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika! Noho izà, iao tegnako da manompo gne lalàn'Andriamanitra ame saiko. Na da eo aza izà, da manompo gne fitsipikin'ē fahota ame nofo iao.

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nizaka iao, narian'Andriamanitra gne olo sa? Sagnatria anizà. Fa iao da Isiraelita, taranak'i Abrahama, avy ame raza Benjamina. \v 2 Andriamanitra da tsy agnary gne olony, izay efa fatan'ny taloha. Tsy fatanareo gne vohazakan'ē soratra masina mikasiky an'i Elia, da gne fitaraignan'Andriamanitra namely an'Israely? hoe : '' \v 3 Tompo, indreo da namono gne mpaminaninao, namilavila gne alitaranao. Iao raiky avao ē sisa tavela, ka magnoroky gne aiko indreo.''

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ino gne valizaka nambaran'Andriamanitra anazy? '' Nagnatoka fito arivo lahy ho an'ē aiko izay tsy nandoaliky teo ame bala.'' \v 5 Da akô izà, amin'izao andro izao evakoa da misy tavela nohon'ē fisafidiana ame fahasoava.

1
11/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa raha avy ame fahasoava izany, da tsy avy ame asa koa. Fa raha izà da tsy fahasoava koa gne fahasoava. ([ Fagnamaria : gne antontan-taratasy sasany taloha da tsy asa koa gne asa.]. \v 7 Ino me? Gne raha notadiavan'Isiraely, da tsy azony, fa gne vôfidy gne nahazo anazy, ka namafisin-dreo sisa. \v 8 Izà da araka gne voasoratra hoe : '' Andriamanitra da nagnome andreo gne fagnahan'ny fitavozavoza, maso mba tsy ahitandreo, ary sofy mba tsy haharesandreo, mandrak'androany.''

1
11/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka hoy i Davida hoe : '' azanogno gne latabany gne harato sy fandriky, ho vato mahatafato sy valifaty ho andreo. \v 10 Aoky gne masondreo ho mizy mba tsy maita, ary aoky hiondriky mandrak'izay gne lamosindreo.''

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da hoy iao se : '' Tafato indreo ka lavo sa?'' Sagnatria izà. Fa koa, avy ame fahalavoandreo, gne nahavy gne famojè teo ame jentilisa, mba hampialogna andreo. \v 12 Ka raha gne fahavalondreo gne fanagnany izao tontolo izao, ary raha gne fahaverezan-dreo gne fanagnan-dreo jentilisa, da akongaia gne hahaben'ē fahatantera-ndreo?

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa amizao da miresaka aminareo Jentilisa iao, ary raha mbola apostolin-dreo Jentilisa iao, da mankasitraka gne fanompoako. \v 14 Angamba hampialogny ireo iay avy ame gn'aiko manoka iao. Angamba hamonjy gne sasany amin-dreo itsika.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa raha midika fampihavana an'izao tontolo izao gne fagneke andreo, da ino gne handraisa andreo fa fiaina avy ame fahafatesa? \v 16 Raha voatoka gne vokatry voalohany, da gne ampahany ame kobam-bary koa. Raha voatoka gne fagnahy, da akoizà koa ireo sampany.

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa raha notapahiny gne sapany sasany, ary raha anao, sampana olivadia, no natambatra tamindreo, ary raha nifampizara tamin-dreo gne vatrik'azo mamokatra oliva anao, \v 18 ka miteratera amin'ireo sampana. Fa raha miteratera anao, da tsy anao gne minday gne vatriny, fa gne vatriny gne minday anao.

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Da hizaka anao hoe : '' NOtapay hiala ireo sapany mba hafako mifandray aminy.'' \v 20 Marigny izà. Nohon'ē tsy finoan-dreo da notapahany hiala indreo, fa anareo da mijoro tsara nohon'ē finoanareo. Aza magnano gne tegnanareo ho ambony, fa matahora. \v 21 Fa raha gne tegna sampany aza tsy navelan'Andriamanitra, da tsy ho hapetran'ny koa anao.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ary, hiteo, gne fahamoram-po sy gne fahatsoram-pon' Andriamanitra. Etsy akilany, gne fahatsoram-po da avy amindreo jiosy izay lavo. Fa ety ambadika koa, gne hatsaram-pagnan'Andriamanitra da avy aminareo, raha maharitry ao ame hatsaram-pagnany anareo. Fa raha tsy izany da ho tapahany koa anareo.

1
11/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary na iregny aza, raha tsy manohy ame tsy finoan-dreo, da hatambatra. Fa Andriamanitra da afaka mamerigny magnatambatra andreo koa. \v 24 Fa raha notapany tame kakazo oliva-da anareo, ka natambatrin'ny tame kakazo oliva tsara, da akoingaia gne fagnohara ē hamaroan-dreo Jiosy. izay sampavitanjanahary, natambatry tame kakazo olivan-dreo manoka.

1
11/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa tsy tiako hahafatatry anareo, rahalahy, gne amizà raha misitriky izà, mba tsy haha-hendry anareo ame eritreritrareo manoka. Izany gne raha misitriky izany, da efa nahamafy loha gne ampahany amin'Isiraely, mandra-piavin'ny fahafenoan-dreo jentilisa.

1
11/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Noho izà da ho voze aby gne Isiraely agnaby, araky gne voasoratry hoe : '' Hivoaky avy agny ziona gne mpagnafaky. Hagnala gne haratsiam-pagna amin'i Jakoba izy, \v 27 ary izany gne fagnekem-pihaviko tamin-dreo, rehefa hizaka gne fahotan-dreo ao.''

1
11/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ame dikany raiky mahakasiky gne filazantsara, da ho fahavalo indreo nohon'ē aminareo. Ame dikany raiky hafa araky gne safidin'Andriamanitra, da mahafatatry indreo noho ireo raza. \v 29 Fa ireo fagnomeza sy aikin'Andriamanitra da tsy miova.

1
11/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Fa anareo da tsy magneky gne Andriamanitra taloa, kanefa amizao anareo da nangala gne famindram-po nohon'ē tsy fagnekendreo. \v 31 Mitovy amin'izà koa, amizao indreo jiosy da tsy nagneky. Gne vokatran'ny da tame alalan'ē famindram-po izay naboaka anareo gne mety andraisanareo gne famindram-po koa amizao. \v 32 Fa Andriamanitra efa nagnidy gne tsy fagneken'ē rehetra, mba hahafa magnaboaky gne famindram-po ame rehetra.

1
11/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ka, gne halalin'ireo haren'ē fahendre sy fahafataran'Andriamanitra! tsy takatry gne sain'ireo fitsaraha, ary ireo lalany da tsy hay refesy! \v 34 Fa ia gne nahafatatry gne hevitrin'i Tompo na ia koa gne ho mpanolo-saigny anazy

1
11/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Na ia gne agnome raha an'Andriamanitra aloa, ka tsy maintsy hagnamboaran'Andriamanitra anazy koa?''\v 36 Fa avy aminy sy ame alalany hoan'azy rehetra. Ho an'azy mandrakariva gne vononahitriny. Amena.

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raiso gne malemy finoa, nefa ka mitsara anazy amè fandinihany. \v 2 Gne raiky mino fa mahazo mihina gne raha aby izy, fa gne raiky kosa malemy finoa, da gne zava-maniry evao gne hoaniny.

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Aoka gne mihina gne raha aby tsy handoto gne tsy mihina; ka gne tsy mihina koa tsy hitsara gne mihina. Fa Andriamanitra efa nagneky anazy. \v 4 Ia moa anao mitsara gne mpanompon' gn'afa io? Amè zagnahariny evakoa gne hijoroany na hahalavoany. Fa hatsanga izy, satria gne Tompo da mahay manatsanga anazy.

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Gne raiky magnano gn'andro raiky ho mihoatry gne andro maromaro. Fa gne raiky da magnano gne andro mitovy agnaby. Ka aoka mba samy hatoky gne ra agnatiny gne shainy gna tsiraikiraiky. \v 6 Gne mitandrina gn'andro da mitandrina an'i Tompo. Gne mihina da mihina ho an'i Tompo, satria misaotry an'Andriamanitra izy; ary gne tsy mihina da kosa da tsy mihina ho an'i Tompo, sady misaotry an'Andriamanitry evakoa izy.

1
14/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa tsy misy miaigny ho ane tegnany isaka, ary tsy misy maty ho an'ny tegnany. \v 8 Fa ra velo isika, da maty ho an'i Tompo; koa amin'izà? ka na velo na maty isika da an'i Tompo avao. \v 9 Fa izà no nahafatesan'i Kristy sy nahavelomany indraiky, mba ho Tompon'ny gne maty sy gne velo izy.

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa nahoa anao gne mitsara gne rahalahinao? No sady magnano tsinotsino gne rahalahinao? Nefa samy hiseo eo anoloan'Andriamanitra isika agnaby. \v 11 Fa efa voasoratra hoe : '' Raha mbola velo iao, '' hoy ny Tompo, '' da hiforitry eo anatrehanareo gne pokipokiko, ka gne lehilahy agnaby da agnopo e Zagnahary.''

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izà, hasain'Andriamanitra magnabôky gne tegnany agnaby isika.\v 13 Ka noho izà ka mifampitsara esana isika, fa aleo mihevitra izao, da gne tsy hisian'ny gne fahavignira eo anatrehagne rahalahy.

1
14/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Mafatatry sady matoky ao amin'i Jesosy Tompo iao fa tsy misy zavatra maloto ao aminazy. Fa raha nisy nagnano zavatra maloto, da izy evao e maloto amin'izà. \v 15 Fa ra malahelo nohon'i sakafo gne rahalahinao, da tsy mande ampitiava esana anao. Aza mba gne sakafo gne animbanao anazy, fa efa maty i Kristy hamojy anazy.

1
14/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Aoka mba tsy ho zakay ratsy gne fahasoava azonareo. \v 17 Fa gne fanjakan'Andriamanitra da tsy ame fihinana sy gne fisotroa avao, fa fahamarina sy fiadanagny ary fifalia ao amin'i Fanahy masina.

1
14/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa izay mpanompo an'i Kristy ame ra-agnaby no sitrak'Andriamanitra sy eken'olo fa tsara. \v 19 Ka aoka isika hiezaky hitady gne momba gne fiadagna sy gne fifampandrosoana.

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ka gne sakafo gne animbanao gne asan'Andriamanitra. Madio agnaby e raha agnaby, fa ratsy ho agne olo mihina ame fahatafintohinana. \v 21 Fa tsara gne tsy mihina hena, na misotro divay, na magnano e raha hanafontoigny gne rahalahinao.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gne finoa izay anagnanao da fesay tsara ho anao eo anatrehan'Andriamanitra. Sambatry izay tsy manameloky gne tegnany ame raha ekeny. \v 23 Fa izay misalasala da meloky raha mihina, satria tsy avy ame finoa izà. Fa ota izay rehetra tsy avy ame finoa.

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 076f32b9b8e77576f9baccf4f2ca8840ac5475b4
=======
>>>>>>> 9dd8d36b7dfa24a4d4ec5c77ebe4a3f6798f6d69
=======
>>>>>>> eb106220993adc258c58866982088879e2b2041c
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 9f6ecfaace36a52bbc60863569622fb2884ce1e9
=======
>>>>>>> 076f32b9b8e77576f9baccf4f2ca8840ac5475b4
=======
>>>>>>> 9dd8d36b7dfa24a4d4ec5c77ebe4a3f6798f6d69
=======
>>>>>>> eb106220993adc258c58866982088879e2b2041c

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"finished_chunks": [
"13-11",
@ -118,6 +119,88 @@
"08-35",
"08-37",
"08-01",
"08-title"
"08-title",
"01-16",
"01-20",
"14-05",
"14-07",
"07-13",
"07-15",
"07-17",
"07-19",
"07-22",
"07-24",
"11-01",
"11-04",
"11-06",
"11-09",
"11-11",
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-19",
"11-23",
"11-25",
"11-26",
"11-28",
"11-30",
"11-33",
"11-35",
"11-22",
"14-10",
"14-12",
"14-14",
"14-16",
"14-18",
"14-20",
"14-22",
"01-01",
"01-04",
"01-07",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-18",
"03-title",
"07-06",
"07-07",
"07-09",
"01-22",
"01-24",
"01-29",
"01-32",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-15",
"03-19",
"03-21",
"03-23",
"03-25",
"03-27",
"03-29",
"03-31",
"07-11",
"07-01",
"07-02",
"07-04",
"06-01",
"06-04",
"06-06",
"06-08",
"06-10",
"06-12",
"06-15",
"06-17",
"06-19",
"06-22",
"14-01",
"14-03",
"01-26",
"01-28"
]
}